Control d'utilisation de license de logiciel

1. DrTriniti ( 22/02/2005 08:49)
Salut!
Efa manomboka izao ny fisavana ny license na produit Microsoft rehetra ataon'ny OMDA sy ny Agent Microsoft. Koa mandraisa fepetra izay voakasik'izany.
Amin'ny manaraka indray.....!
novalian'i Lallah ny 04/03/2005 07:02
2. Ramaso ( 23/02/2005 05:28)
miova taranja de ....
didy faha 8! aza mangalatra!
3. Lallah ( 04/03/2005 07:02)
Manahoana Ramaso,

Ny olona ara-dalana tsy matahotra fisavana. Sa ahoana hoy i Ramaso ? Sady ny olona efa zatra mivelona amin'ny halatra anie dia efa zay foana ilay fiainana e. Tanana zatra mitsotra hono tsy mety raha tsy mandraoka foana.

De ahoana Ramaso fa somary tezitra ilay frera nanoratra ilay article Vocation à caractère réligieuse iny fa noesorin'ny voirie ilay hevitra. Màhana ihany koa angamba ny mpiasan'ny voirie sa ahoana Ramaso ? Mbola ho avy eto hono izy hemerina ilay article iny fa lasa nanao mission kely. Ary hadika amin'ny fomba malalaka avy hatrany ny tiany am-pitaina.


Veloma Ramaso ô.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0629