Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Oully ( 12/02/2005 13:21)
Sanatria
Sanatria hoy aho raha adino izy ity http://forum.serasera.org/index.php?rub=message&msgid=m4080f2d802730 Tsy aleo ve masahana? Toerana: Lyon na Normandie (amoron-dranomasina). Daty: 01 ... tohiny
novalian'i methode ny 06/03/2005 14:30
welie ( 12/02/2005 12:16)
Bodo, Tovo J'hay, Nanie...-ALLEMAGNE
Ho avy aty Allemagne indray i Bodo, Tovo J'hay, Nanie ary ry Johary.....any Essen no fotona ka dia tongava maro daholo indray ary ooooooooo! :wink: ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2005 22:12
Ralay ( 12/02/2005 09:15)
Ski Gasy JO 2006
Mba fantatrareo moa fa efa hisy solotena @ ski alpin ny gasy @ JO 2006.Jereo eto ny tantaran'izy ireo dia mba ahoana ny hevitrao http://www.razalpin.org/fr/nouvelle.php?NEWS_FILE=05-02-01.18-13-08 T... tohiny
novalian'i geneve ny 04/08/2005 14:29
mandrikana ( 12/02/2005 07:38)
le compte à rebours commence.Preparons nous à l'invasion
http://movies.yahoo.com/movies/feature/madagascar.html http://playlist.yahoo.com/makeplaylist.dll?id=1336596&sdm=web&qtw=480&qth=380... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 21:46
ra8mbandana ( 12/02/2005 06:02)
Za apenaro hono
[img]http://newsimg.bbc.co.uk/media/images/40058000/jpg/_40058100_ravalomanana203ok.jpg[/img] [img]http://newsimg.bbc.co.uk/nol/shared/img/v3/start_quote_rb.gif[/img] Teach me to speak like (Kofi An... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/05/2005 17:58
ra8mbandana ( 12/02/2005 05:49)
[img]http://www.madagascar-tribune.com/images_site/logo2.gif[/img] [quote="Madagascar Tribune"]"Ny mampanahy azy ireo fotsiny, dia ny mbola hisian'ny sakana hafa tsy ahafan'izy ireo manohy ny asany a... tohiny
ra8mbandana ( 11/02/2005 23:40)
Tsy rariny
Minia tsy mijery ny fahantrana ny mpitondra. Ny fifanarahana mety natao tany USA ve mampiditra vary indraim-bava ho an'ny sarah-babem-bahoaka? Sa fifanarahana ahazoan'ny orinasa an'olom-bitsy tombonts... tohiny
novalian'i lyndah ny 11/03/2005 13:51
lema ( 11/02/2005 16:13)
omeo hevitra
inn no tokony ho ataona tsy manana valentin sy valentine... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:35
ikaretsaka ( 11/02/2005 02:18)
Karemy
HO an'ny katolika dia nanomboka t@ alarobia teo ny vanimbortoanan'ny karemy. tsy ny fifadian-kanina ihany fa ao koa ny sacrifices isan-karazany ary ny fandinihantena indrindra indrindra. samy hahav... tohiny
novalian'i annie ny 08/04/2005 22:40
samoina ( 10/02/2005 23:16)
karamaina ny mpilahatra vary
Manoatra noho ny milahatra visas mankaty France ny filaharam-bary fa manomboka @ dimy maraina (05:00), ary misy ny manakarama olona hilaha-bary fotsiny Pour la plupart, ceux qui n’arrivent pas à... tohiny
novalian'i booboo ny 27/02/2005 11:50
Ralay ( 10/02/2005 05:59)
Ny Equipe de france de foot-ball
Manao ahoana ny fahitanao ny equipe de france t@ match amical nataony omaly contre Suede izay niafara t@ score 1 prtout?. Misy espoir ve ny haha qualifié azy @ mondial. Raha ny fahitako azy aloha di... tohiny
novalian'i rentivola ny 03/05/2005 15:05
fijo ( 10/02/2005 05:46)
embona
ho antsika aty lavitra aty,raha toa ka manembona ianao,mitsidia kely ao amin'ny namana "madanight"fa hisy ny tsiahy ny any an tanana.ary dia anembona tokoa mahita ny fiovana any. aza adino ny mosara ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2005 20:59
sahary ( 10/02/2005 04:15)
PROTESTANT ??????????????????
Fa inona no antony nahatonga ny anarana hoe protestant ?... tohiny
novalian'i sahary ny 13/04/2005 04:18
sahary ( 10/02/2005 04:05)
MAHEREZA HOMAN-KENA DIA HITANAO FA (...)
rehefa natao ny fandinihana dia ny ntaolo no nalaza fa ela velona indrindra sady tsy mba farofy zany,sady natanjaka ihany koa,indrisy anefa fa taty aoriana rehefa tonga teo @ fitondrana ny tany sy ny ... tohiny
novalian'i kally ny 03/03/2005 15:37
ikaretsaka ( 10/02/2005 01:14)
T@ mbola kely part 2
ary inona indray ny finoanoana nampatahotra anareo t@ mbola kely? -ny ahy raha mitelina voa-paiso ohatra na vonina voankazo hafa de le hoe "maniry any iny" de nifezaka tokoa! -de ny nahalalana v... tohiny
Fitiamandresy ( 09/02/2005 14:26)
Fanentanana
Salut daholo ianareo rehetsa nanoratsa izao aho satsia ny zavatsa itako dia to malaina isika mpikambana ato @ serasera ny mamaly izay mba te hinamana @ntsika fa mba valio ihany aoka mba azoto hifanera... tohiny
novalian'i Ramaso ny 12/02/2005 07:13
majakely ( 09/02/2005 14:01)
mpisoloky
Tandremo ao Tana ;eny amin'ny Rova may misy mpisoloky bedabe ry zareo voa daholo na gasy na vazaha...fa indrindra rehefa vazaha dia may 5000ariay fa handoavam-bola hono ny mamangy ao ???Efa nisy voa ... tohiny
novalian'i methode ny 05/03/2005 20:40
jeff ( 09/02/2005 13:45)
Inona kay ny atao hoe CONVERTI, na Evangelisé???????
Iza no afaka manome ny famaritana hoe "CONVERTI"????????? :( ... tohiny
novalian'i jeff ny 24/02/2005 09:52
joda ( 09/02/2005 13:33)
rehefa tena nandinika tsara aho izany.....
dia ny teo ihany ny teo ary toa vao maika aza miha pire ny fiainan'ny gasy.....i sarah dia mitovy toetra @ i sophie il parait fa tsy mahatamàna ny ao @ mbs i dada manana ny magro... tohiny
jeff ( 09/02/2005 13:26)
mamorona siteweb
Te hanao site momban'ny evangelisation sy ny conversion ny tenanay ka mila torohevitra amin'ireo namana mpino. ny Cadre dia efa vita fa ny contenu no tena mamaky ati-doha... tohiny
novalian'i jeff ny 02/04/2005 12:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.422