Ny Equipe de france de foot-ball

1. Ralay ( 10/02/2005 05:59)
Manao ahoana ny fahitanao ny equipe de france t@ match amical nataony omaly contre Suede izay niafara t@ score 1 prtout?. Misy espoir ve ny haha qualifié azy @ mondial.
Raha ny fahitako azy aloha dia efa mba mihatsara hatrany ny fahitako azy na dia mbola tsy au point tsra aza ny automatisme entre joueur e,ny rencontre amicale no mety tsy ho ampy hanamasahana izany ka asa raha hanao ahoana @ tena rencontre officielle.
novalian'i rentivola ny 03/05/2005 15:05
2. zandriara ( 10/02/2005 14:38)
na aona mo ny fahitanao azy, tsy hampiova inone
3. kally ( 10/02/2005 16:30)
Equipe de France izany ve tsy ekipa reeeraka!tsy mankaiza ary tsy mety lasa na dia ampiana tosika @ halatry ny mpitsara aza!!
4. Ralay ( 10/02/2005 17:27)
>zandriara fa angaha moa enao mieritreritra hampiova inona aminy fa hevitra no ampiadina e :lol:

>Kally ekipa mbola tanora io ka tsy maintsy mila fotoana hizarna e!ho hita eo ihany ny vokany atsy ho atsy. :lol:
5. Fanja1 ( 10/02/2005 17:48)
ralay equipe la france sa equipe du monde? satria toa feno etranger ao raha tsy diso za! hihiih za aloha tsy mahay e!
6. Riffeur ( 10/02/2005 18:53)
mampimeme lisany, lol. Nataon'y vazaha inona mihitsy aza nareo kle. Za rangahy maka equipe de france dia na feno etranger aza maninona, allemagne aza misy black dia maninona, vola ioooooooooooo, hahahaha. Ny ao @ tanana aza toa tavaratsa zao dia maninona ny entraineur, lol. gasy ihany hoah manavakavaka fa tsy mba citoyen du monde, lol.
7. ikaretsaka ( 11/02/2005 04:19)
de ho tonga hatraiza ary y zalahy e?
8. Ralay ( 11/02/2005 06:17)
>Riffeur & fanja1 frantsay daholo ireo fa tsy misy etranger izany na iray aza ny origine-ny no étranger sinon tsy afaka milalao @ equipe de france izy.
Na ny mpitondra (Politique)aza anie ka tsy vazaha pure souche daholo e ary efa tsy hisy intsony izany pure souche izany afaka 50ans na 1 siecle. :-D
9. Fanja1 ( 11/02/2005 07:15)
Za anie d'acc ralay e! fa ny tsy tiako fotsiny refa mahazo zareo de vaza ! fa refa tsy mahazo de français d'origine etranger!
10. Ralay ( 11/02/2005 14:52)
Efa tsy miala aminy io ry fanja1 fa aza atao mahagaga intsony a :lol:
11. Fanja1 ( 11/02/2005 18:24)
aleoko zany maka equipe hafa ! za tsy mila la france :lol:
12. ikaretsaka ( 11/02/2005 18:52)
Go USA
=))
13. Ramaso ( 12/02/2005 06:56)
iza toko ny gol an'ny le ble zao?
ikaretsaka.. tsy baseball io fa foot ka.. diso size maitre!
14. rentivola ( 30/04/2005 21:17)
Coupet !
15. dadabe ( 03/05/2005 04:17)
ary aiza le mpanoratra toa tsy ao le?
16. Ralay ( 03/05/2005 12:38)
>Ramaso:Mbola i solaloha ihany aloha hatramin'izao mandrapà e :) refa mi-purger ny peine-ny izy dia i Coupet indray no titutlaire eo.
:))
17. rentivola ( 03/05/2005 15:05)
Ka i solaloha anie toa raha tsy diso a de @ zao fotoana zao de efa ao anatiny mihitsy e! za ary mihevitra hoe mety mbola ho henjana ny fanafaizana !!!(enga anie !!! :twisted: )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3133