Ski Gasy JO 2006

1. Ralay ( 12/02/2005 09:15)
Mba fantatrareo moa fa efa hisy solotena @ ski alpin ny gasy @ JO 2006.Jereo eto ny tantaran'izy ireo dia mba ahoana ny hevitrao
http://www.razalpin.org/fr/nouvelle.php?NEWS_FILE=05-02-01.18-13-08
Tohano izy fa mahafinaritra e
novalian'i geneve ny 04/08/2005 14:29
2. Fanja1 ( 13/02/2005 10:12)
Tsara be ! efa miditra @ rehetra ny gasy! on est avec lui! maromaroa ny tahak'azy
3. welie ( 14/02/2005 10:01)
Milay be kosa zany kou!
Ary lasa mampatsiaro ahy film iray izay anie le izy e! Fantatro fa azonareo an-tsaina hoe inona io film io fa ny titre tsy miverina ato an-tsaiko....ilay équipe avy any Jamaika!

Fa milay be alou le izy e! Bon courage lesy a!
4. fijo ( 14/02/2005 23:26)
tsara ka
5. Fanja1 ( 15/02/2005 07:27)
welie! ie tadidiko iny film iny ! tsara ka
6. Fanja1 ( 17/02/2005 08:27)
toa tsy manaitra olona ity resaka ty nefa mba misy gasy mitondra ny sainantsika e! :roll:
7. Ralay ( 20/02/2005 14:21)
Fanja: ataoko fa manohana am-po any ihany nygasy sasany angamba j'espère aloha e. Mamaky ilay site izy de zay angamba tsy maneho ny heviny fa aza malahelo an :lol: isika hanomana club de suportera e hihi 8)
8. Fanja1 ( 20/02/2005 17:56)
wééééééééééé allez les malgaches!!!!!!!!!! :-D
9. seffar ( 23/02/2005 07:47)
Ny olana @ gasy ange ry reto tsy mahay mankasitraka e!zay manohana anazy 2 fa tsy ny sportifa rehetra akory no afaka mankany
10. Fanja1 ( 24/02/2005 08:19)
seffar, ngaha tsy maintsy mankany vao afaka manohana?za kou angaha mankany! za manaraka vao² fotsiny ka :-D
11. seffar ( 24/02/2005 08:37)
tsy azony fanja no tiko tenenina, rizareo efa sûre fa hanao JO dia manohana an'azy tsika ka!za kou tsy mankany ange!Tsy maintsy hanao tsikera hafahafa mantsy ny gezety ny @ izy 2 ireo.
12. Fanja1 ( 25/02/2005 15:50)
seffar ok! :-D
13. mandrindra ( 25/02/2005 16:07)
Izay no maha lalao olimpika azy, ny fandraisana anjara no zava dehibe.
Maromaroa ny tahaka izao
14. Fanja1 ( 26/02/2005 08:07)
mandrindra! maro² marina
15. sechat ( 15/04/2005 13:13)
mmmhhh vaovao tsara be zany. Efa niandrasana efa ela. =D =D =D
16. geneve ( 04/08/2005 14:29)
tena mba mahafinaritra kosa ny mahafantatra fa mba efa interntional ny gasy ary mirary azy roa lahy@projet ny
ralay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9312