Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i DrTriniti, milahatra araka ny daty
DrTriniti ( 22/02/2005 08:49)
Control d'utilisation de license de logiciel
Salut! Efa manomboka izao ny fisavana ny license na produit Microsoft rehetra ataon'ny OMDA sy ny Agent Microsoft. Koa mandraisa fepetra izay voakasik'izany. Amin'ny manaraka indray.....! ... tohiny
novalian'i Lallah ny 04/03/2005 07:02
drtriniti ( 09/08/2004 10:48)
Logo Couleur, Sonnerie polyphonique, Jeu Java, sns ho an'ny Finday
Salut! Ho antsika eto amin'ny namana indrindra izay any ivelany sao dia mba misy manana hevitra na soso-kevitra mba ahafahako maka na mi-telecharger angamba no azoko hilazana azy ireny Logo couleur n... tohiny
drtriniti ( 22/04/2004 13:42)
Aretin'andoha tsy misy fijanonany
Fa inona no mahatonga an'i kof boay harary andoha tsy mijanona le? Mavesatra be sa donto be tsy mety miasa mihintsy nedala. Aza asiana hanihany fa resaka serieux io ah! Tena efa ho 1 volana izao. Mi... tohiny
novalian'i zoryl ny 26/02/2018 10:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086