POUR QUI SE PRENNENT-ILS?
1. xxx
(
15/02/2005 08:38)
GDI:
...ny ben’ny tanànan’Antananarivo Patrick Ramiaramanana, izay nambaran’ny filoha fa havanana kokoa amin’ny fanarenana tanàn-dehibe. Izy no mety afaka hijery haingana izay fomba mety hanavotana an’i Toliary. “Tsy hoe tsy mahay ianareo, fa tsy ampy fotsiny ny fahaizanareo”, hoy ny filoham-pirenena
Manao tsinontsinona fiarahamonina sy tompon'andraikitra ohatr'izany ve no mendrika atao hoe HOMME d'ETAT?
novalian'i isambilokely ny 18/05/2005 17:20
2. pitchou
(
15/02/2005 08:53)
fa izy kosa alou tsy mbola menatra @ anarany ka hiafina ambadika resaka xxx e!
tsy misy mahamenatra mihitsy izany faritra mifanampy izany! samy manana ny zavatra hainy ny tsirairay sy ny faritra tsirairay!
raha mba mety aza zao lery d mba satrikjo hisy hijery ny fanamboarana ny zaridainako ao an-tokotany e!

3. ra8mbandana
(
15/02/2005 08:58)
n'importe quoi marina ity le! Dia tendrena natao "tsangan'olona" fotsiny ireo tompon'andraikitra isam-paritra izay omena karama vola be
Antananarivo aza tsy voafehiny (jereo ilay lalana Besarety, Ny fanariam-pako eny Andralanitra, ...)
Ny karaman'olona no rahonana ho tapahina. Mba andramo kitikitihana kely ny an'ny SECES dia ho hita eo ny tohiny.

4. pitchou
(
15/02/2005 19:46)
ra8mbandana ve alou mba mahafehy tena tsy manary na d poti-mofo kely aza eny an-dalana e! satria ireny mdinika sy bitika kely mitambatambatra ireny no menentsina lava ny canal manerana an'Atananarivo! sady maninona moa raha mba mirotsaka mandray andraikitra d mba milay e! zà manko vasa b ka aleoko mifaly @ ze kely vitan'ny hafa toy izay hitsikera tsy haninotsianinona!
5. zakilinina
(
15/02/2005 22:01)
Ny mpitondra teo aloha angaha nahafehy ny làlan'ny besarety ry 8mbandana ?
6. intelligenzia
(
15/02/2005 22:26)
O ry zareo ah! Dia ny mpitondra teo aloha ve no mba ataonareo reference tsy sahala amin'ny fahambanian-tsaina be izany?
pitchou> ianao kay mbola mihaingitraingitra mahita mofo ariana eny an-dalana? Ny an'ny olona mantsy na ny vary arapaka aza manahirana. Sao kosa ary i pitchou dia mpiara-komana. :lol: si c'est le cas: anontanio bianco ra manary poti-mofo koa ra8mbandana
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

7. fijo
(
15/02/2005 22:41)
za tsy any ka tsy hiresaka be.fa ny hitako tamin'ny gazety dia toa ratsy voatra le lalana ao besarety ka tsy faly ry zalahy.
fa le resaka toliara kosa aloha hitako tsy mety izay fomba fiteny izay raha izay marina le izy.
fa le resaka toliara kosa aloha hitako tsy mety izay fomba fiteny izay raha izay marina le izy.
9. cheboman
(
16/02/2005 04:34)
.... sahala amin'ny fahambanian-tsaina be izany?
intelligenzia > ianao koa mba intelligenzia ihany fa dia mandray ampototr'orona be, potimofo no sendra voatenin'i pitchou fa mbola mila hazavaina aminao hoe ny zavatra madinika sendra eny antanana ka ariarian'ny olona foana eny andalana no tiany ho lazaina: potitsigara, fonina vatomamy sns, jereo ny fako manentsina ny lalan-drano dia manotania tena avy aiza no nihavian'ireny dia iza daholo no manao an'ireny.

10. Ramaso
(
16/02/2005 05:15)
de tsy maintsy hanao reference foana ve? raha eny de
maninona raha olona mahavita azy no anaovana reference ?
maninona raha olona mahavita azy no anaovana reference ?
11. intelligenzia
(
16/02/2005 06:05)
manodin-dresaka any amin'ny tapa-mofo ireo r'ise ry ramaso fa zafy sy ratsiraka no reference mba hitany a.
ny J&B aza tsy nisy nambany ny olona notendreny ho tsy ampy fahaizana e (tsy ampy saina). maninona izy no notendrena sy karamaina sosy be raha izany? tsy naleo nitady architectes sy urbaniste mahavita azy manarina ny tanana!

12. pitchou
(
16/02/2005 18:19)
cheboman> tsy koi zany fa mba isan'ny zavatra tsy takatry ny intellizenss ny e! fa izy mety minia mikipy mody fanina @ fandraisany anjara @ ze mahatsenbtsina ny lakan-drano!
ny olana fotsiny dia ity mitsikera nefa tsy mirotsaka akory!rehefa mahavita zavatra hanarenana izany enao ka azo antoka fa mahomby d mi-zestiava @ zay @ tsikera mba ho tazaninay e!
ny olana fotsiny dia ity mitsikera nefa tsy mirotsaka akory!rehefa mahavita zavatra hanarenana izany enao ka azo antoka fa mahomby d mi-zestiava @ zay @ tsikera mba ho tazaninay e!
13. zakilinina
(
16/02/2005 21:11)
Betsaka ny milaza tena ho intelligent kanefa tsy misy apoaka fa mihorakoraka fotsiny.
14. pitchou
(
17/02/2005 18:20)
zà alou tsy misy apoaka fa tena miorakoraka sy mitehaka mafy be rehefa mba misy zavatra vitan'ny olona ka mahafinaritra ahy na mety hampandroso ahy le izy e!
18. pitchou
(
18/02/2005 19:01)
lasa ko rombo zany ramaso a! =D> =D> =D> =D> =D> tsy maninn na asiana dombolo aza