POUR QUI SE PRENNENT-ILS?
41. pitchou
(
02/05/2005 19:11)
kay aty ihany koa isambilo? tsisy vaovao angaha ary @le sites mahafinaritra anao ary?
natao indrindra ho an'ny gasy aloha ity serasera ity ka! misy betsaka ny serasera azo ampiderana ny fahaizana miteny frantsay sy anglisy (mba tsy ilazako hoe rehefa tena mahafehy le teny frantsay sy teny anglisy vao tokony hizesta mampiasa ireo teny ireo eto farafaharatsiny hahaizanay sombitsombiny @ grammaire sy syntaxes, fa mahamenatra raha sahala @io!) :D

42. isambilokely
(
03/05/2005 04:56)
Ary i Rapitso izany anie manao be fiavy be ! Tsy hoe tsy misy vaovao any fa manala azy no atao eto sady ilay manabe vatan'oron'olona mora tezitra ireny no tena tanjona izao. Sa ahoana hoy ianao ? Ka rehefa miteny angalisy ny miteny faratsay dia tsy hoe mampidera fa tsy fidiny azy ireny ny mahay miteny angalisy sy mahay miteny faratsay. dia aza entina amin'zany fomab fijery complexée izany ny fiainana fa mandeha miara-mizotra amin'ny besinimaro.
ianareo anie compléxés daholo dia lasa ny lafiratsiny foana no hitanareo fa tsy mijery ny lafitsarany.
Dia mba hendry tsara amin'zay ry Pitchou fa lasa manaonao sy miteniteny foana dia lasa mihomehy be izahay. Mandingana fotsiny dia ampy raha toa ka manahira ny mamaly ilay loha-hevitra fa tsy voatery hoe hovaliana sy handraisana anjara ! Sa ianao mpikarama eto ?
Mbilo
:lol:

43. pitchou
(
03/05/2005 19:23)
tsara raha mahay miomehy ny tenanao ianao ka!
ie! mikarama be eto aho! d maninona? mampihena ny raisinao ve izany? :D
ie! mikarama be eto aho! d maninona? mampihena ny raisinao ve izany? :D
44. cheboman
(
04/05/2005 14:47)
pitchou> nga misy ol karamaina zany kay eto?
ary i mbilo kely ary zany sao de mba mpikarama tato taloha voatsoka ?
ary i mbilo kely ary zany sao de mba mpikarama tato taloha voatsoka ?
45. isambilokely
(
05/05/2005 02:18)
Cheboman> Katalizera i Mbilo kely.
Ry Pitchou anie jereo fa tena mividavinda be ery rehefa miteny nefa zavatra virtoaly be eto tena tssss mampme be nareo reto e
Miblo
:lol: Youpiiiiiiiii
Ry Pitchou anie jereo fa tena mividavinda be ery rehefa miteny nefa zavatra virtoaly be eto tena tssss mampme be nareo reto e
Miblo
:lol: Youpiiiiiiiii
46. pitchou
(
07/05/2005 03:38)
ndry! tandremo ihany le fitsarana sy fisainana virtoaly ry mbilo a! rehefa voadona d mipetraka maka aina aloha fa tssss!
cheboman> mety voa virtoaly mafimafy tato tokoa angamba lery ko!
cheboman> mety voa virtoaly mafimafy tato tokoa angamba lery ko!
48. isambilokely
(
08/05/2005 02:52)
I Pitchou-hina anie milay be le mahita azy mivindavinda be eto io, tsy efa mibotsina be zoa ny oronao ao io, zavatsa virtoaly be eto io hono de jerevo ty ataony. Tandremo ry pitchouhina sao de hi-pitchou-ka eo fa zahay anie tsy manana ambilansy e mbola mila afarana lavitsa be le ambilansy fa raha tapaka lalandza eo toi de za tsy miantoka ah
titakely> i pitchouhina tsray mahazaka ady hevitsa die miritona toa ireny voalavo tsatsan'ny zakay reny, na lay parasy tsatsan'ny DDT hahaha
Aza de mivindavida ry pitchouhina fa mamay be ny andzo zao anie !
Lembilo Iraika
:°)

49. fijo
(
09/05/2005 22:01)
izano ve no atao hoe ady hevitra any aminareo ry kala mbilo????mampalahelo an
50. isambilokely
(
10/05/2005 05:08)
Ka nareo no mibolila ko.. jereo ny nosoratako hatsany amboloany dia jereo ny fivilin'ny resaka, Droit deréponse ny anay anie ... Fa ise sy Fijo tsy voatery mamaly eto fa rehefa tsy fidiny vao mamaly sy mivily ohatsa.
Sa ahoana hoy ise ? Ary ise hono nikôty ilay namako iray io anh .. tandremo zany ry fijokely fa soa dia iantsoan'ny olona polizy eo se...
Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
Sa ahoana hoy ise ? Ary ise hono nikôty ilay namako iray io anh .. tandremo zany ry fijokely fa soa dia iantsoan'ny olona polizy eo se...
Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
51. pitchou
(
13/05/2005 21:00)
tena tsy ho avotra intsony raha isambilo marina! mahita ny tsy hitan\'ny olona (sao kosa d ...) sady @ fijery tsy mahitsy! ataovy ihany! izaho anie betsaka ny mahafalifaly ahy eto na inona ezaka ataonao hahatezitra ahy e! fa enao ze mba namna vitsivitsy any aza mety handositra anao sisa d inona no aminao? zahay aty hitsetsetra anao fotsiny fa ianao any hitsitsitra!
52. xxx
(
16/05/2005 00:14)
Ny aty @ tany mandroso aty Amerika avaratra dia ny sehatra tsy miankina, ny mpiasa, ny mpamboly etc, izany hoe ny olon-tsotra rehetra no mamelona ny fanjakana @ alalan'ny hetra isan-karazany izay aloa. Ka araky ny hevitro dia diso ihany isika gasy raha mihevitra fa ny fanjakana no tokony hamelona antsika izay noana sy fadiran'ovana. Vola avy aiza moa no hanaovana izany?
Ny tiako tenenina dia ny asa ihany no vahaolana fa tsy zavatra hafa tsy akory. Izany no atao hoe capitalisme. Hafa ny tany @ Sovietika taloha.
Ny tiako tenenina dia ny asa ihany no vahaolana fa tsy zavatra hafa tsy akory. Izany no atao hoe capitalisme. Hafa ny tany @ Sovietika taloha.
53. pitchou
(
16/05/2005 15:06)
eka! noho izany raha te-hanana firenena tsara dia manaova izay azo atao hampandroso azy fa aza faly manenjika izay manao fotsiny
54. isambilokely
(
18/05/2005 17:20)
Io njay pitchou.
Tsy misy manenjika anie eo fa nareo iany no manodina ny resaka. Milaza ny zava-misy fa tsy hoe manenjika. Izahay tsy misy mandositra zany aty ko tena le kontrera no misy. Zahay eto manala azy de mimeme .. mivazovazo de mandende
Mbilo
:lol: Youpiiiiiii