"jeren'i jesosy"

1. Ramaso ( 23/02/2005 04:58)
fa tena nisy mpangalatra wa zany tafiditra tao @ ty tranonn'ity kof'boy anakiray de niodikodina tao @ salon lery efa manomana ny fika anaovana ny operation we ty lo ny tele no petahana de ty ny chaine de ry ny ordi no naheno feo tampoka nikozy we
"hey mijery anao i jesosy"!
Nikoropaka be razoky lo ary. fa mbola nikozy ihany le feo nanao hoe "eh mijery anao wa jesosy"

Nikorapaka eran'ny vovo hono razoky hoe avy aiza ary zany feo zany.. de nitazana eran'ny trano... de kobon'i lery fa kay boloky le nikozy!
-"le $#%$#%$# ty.. mampatahotra fotsiny eo.. de iza zao ny anaran'ty be tabataba io?"

de ozy le boloky:
" Razermenina!"

-l"etie .. mba anarana koa nen'ity zany.. fa iza mihitsy ary ny bandy pondro-dory nanome an'ty izany anarana izany?"!
de ozy le boloky

:"le bandy nanome anarana ny pit bull-ny hoe Jesosy..."
novalian'i xxx ny 13/04/2005 15:21
2. ikaretsaka ( 23/02/2005 08:41)
tratran'i jesosy zany le!
3. booboo ( 23/02/2005 09:04)
=)) =)) =)) =))
4. mumu ( 23/02/2005 12:20)
=))
5. moi ( 24/02/2005 10:36)
zany koa ka mba blagy madio an !
Fa nitazana fotsiny zany ra-pit bull (Jesosy mantsy e) ?
6. moi ( 24/02/2005 10:39)
zany koa ka mba blagy madio an !
Fa nitazana fotsiny zany ra-pit bull (Jesosy mantsy e) ?
7. rapisoukely ( 26/02/2005 22:29)
Tsy milay kosa rangah raha ny anaran' Jesosy noatao anaran'alika a, aleo atao hafa ilay izy fa maniratsira ny anarany izany.
8. welie ( 15/03/2005 17:29)
hahahahhahahahahhh......inn indray no tsy hitako! =)) Mahita mintsy ka!

rapisoukely...za tena mafantatra olona ataon'izany ny anaran'ny alikany an!
9. annie ( 11/04/2005 11:44)
:-*
10. xxx ( 13/04/2005 15:21)
Oajay lety e! f'aôna kou zany misy bisous tampotampoka eto zany? D o an'iza aki ono io ry annie?
F'milay alou lé blagy e! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2564