Mananihany tssss!

1. kally ( 25/02/2005 14:19)
Iza no mpihira mampihomehy anareo? Ny ahy ohatra i R.Clée (izao moa?) amin'ilay Ramiaramila iny mampihomehy irery ahy mihitsy dia misy an'ilay clipn'i Jerry Marcos ilay misy miafina ao ambany latabatra iny koa.Ary ny anareo?
novalian'i fijo ny 24/03/2005 22:54
2. maditra ( 25/02/2005 15:37)
Ny ahy ireny mpihira te hi-charme be dia tsy manao "s" fa tonona "ch" ilay izy. Ohatra hiran'ny Nanie moa izy iny hir'haina ny lohateniny raha tsy diso zah. dia eo amin'ny hoe sentosento lava izao: chentochento lava igeao
3. booboo ( 25/02/2005 15:38)
hihihihi
4. welie ( 25/02/2005 21:13)
Ilay hira Savony Zesta an'i Babata dia atolotra ho an'i mihanta! hihihihi....io ny hira hitako fa misennn be eto! :-D :-D Sady tsy misy na inona na inona azoko izay lazainy! :-D :-D :-D
5. iartistika ( 26/02/2005 10:41)
Ao ambany sôsety!io no tena misena!
6. intelligenzia ( 26/02/2005 10:44)
ny ahy [size=10]ny tenako [/size]no pire tena mampihomehy ahy :-D
7. iartistika ( 26/02/2005 10:47)
Fa maninona nareo?
8. intelligenzia ( 26/02/2005 10:49)
mananihany tsssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. fijo ( 28/02/2005 22:04)
le jerry marcos marina mampihomehy be ka.
10. McFy ( 01/03/2005 02:35)
welie< d vao tonga zany le hira hoe zesta savony io d tonga d misy nanomezan'là azy an'i mihanta sahady?
:lol:
11. EMIN3M ( 01/03/2005 14:34)
Mampiomehy ahy ny hiran'itselonina!!!!! :-D :-D
12. welie ( 01/03/2005 19:39)
McFy ......iza kay enao? :-P ié ka! Nomeko tsara mihitsy i mihanta vao nandé io hira io!
13. welie ( 01/03/2005 19:42)
EMIN3M... le an'i Tselonina indray tsy mananihany amiko fa mampiomehy ka! Samy hafa amiko! hihi....

Fa le babata sy Jerry Marcos sy Dada De Fort-dauphin... an3 kosa e! Na tena misy manome billet concert ary ..... omeko cadeau ho an'i fijo sy McFy... :-P
14. fijo ( 01/03/2005 20:46)
welie jerry kosa anie manala azy e.sady samy be kibo izahay roa lahy
15. chipie1 ( 02/03/2005 13:08)
ny anà ndray le dj sissy misy oe " allo ny vadinao ane..." hahahaha :{
16. mihanta ( 02/03/2005 13:35)
welie tiako b le hira natolotr'injy anahako io fa misaotra. :-*
17. welie ( 02/03/2005 19:46)
mihanta.... :-*
fijo... :lol:
chipie1... :-D

Fa ry madama anie manjamanja koa moa ka dia hitako tena misenn e! :lol:
18. fijo ( 02/03/2005 23:10)
hay dia misy mifanolotra hira hummmmmmmmmmmm
19. welie ( 03/03/2005 17:42)
fijo...refa alina iny dé mandalova aty aminay fa anolorako hira koa. Efa hainào io hoe aty aminay io an! :wink:

Ry Madama anie manjamanja sy Ry Tu es très très jolie (mialatsiny fa ny titre tsy aiko) koa moa rangaha dia mananihany tsss..... :lol:
20. McFy ( 03/03/2005 23:51)
welie> et toi tu es comment? manjamanja kou v?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3523