Mananihany tssss!
21. welie
(
04/03/2005 17:22)
McFy...
tsy izaho no resahina eto fa hira sy mpihira mananihany... OK?! Asio sujet manokana raha tianlà e! :lol: Bizz kambony mou McFy ooo..... :-*
tsy izaho no resahina eto fa hira sy mpihira mananihany... OK?! Asio sujet manokana raha tianlà e! :lol: Bizz kambony mou McFy ooo..... :-*
26. welie
(
14/03/2005 10:39)
zimbakely....nga mbola velona fona elà leity a? :-*
fijo....ho avy aiza njay toi e? Raha ho avy dia mila mot magique izay vao misokatra ny vavahady... :-P
McFy....enao angà no efa taty no nahita??? :-P
Zay fa nivadika njay le sizé ary kou! Inn kou ny hira mananihany e???

27. eisy
(
14/03/2005 12:05)
Ny ahy r'zalah le MI sy La hiran'i Rah-kiky no tena reveko a! mseen loatra...
aleo alefako ao amin'ny resak'olon-dehibe ny tonony! de ao vakina sao bedy eto
aleo alefako ao amin'ny resak'olon-dehibe ny tonony! de ao vakina sao bedy eto
29. welie
(
14/03/2005 20:56)
rahKicky ary toa hoe mbola miasa ao @collège kou! sa efa tsy ao tsony???
30. booboo
(
14/03/2005 22:40)
fanatik moa ilay groupe-na vehivavy mihira ilay misy hoe" sipa sipan'ny vadin'ity dé kôtikôtin'ilety "? Dia tapaka foana ny tsinaiko fa ohtra lunettes t@ eclipse solaire zany ilay anaovan'ilay iraika =)) =))
32. welie
(
15/03/2005 17:19)
booboo> tsy araka indray zany clip zany kay!
Fa reny ry Fanatki sy 3% reny aloha dia hitako faraky izay misenn e! :-D
Fa reny ry Fanatki sy 3% reny aloha dia hitako faraky izay misenn e! :-D
34. booboo
(
19/03/2005 13:20)
welie>mihaino ilay an'i 3°/° " tu es très jolie " iny zà dé tena tapa-tsinay irery ato.
Constitution-dry tsara beee eeeeeee
Midobodoboka ny foko
Midoboka beeeeee
=)) =)) =)) =)) =))
Constitution-dry tsara beee eeeeeee
Midobodoboka ny foko
Midoboka beeeeee
=)) =)) =)) =)) =))
36. Ramaso
(
24/03/2005 06:37)
nena lefona ohany no mampome anah sy francisy le.. vo jinery fotsiny de efa hahaha