Firy no coeffn'ny taranja "Lainga be" ao amin'ny Science Pol

1. eisy ( 23/02/2005 11:54)
Misy taranja lainga tokoa ve ao amin'ny Science Politique matoa mahay mandainga be daholo ry lerony ireo e!.Sady mety ho ambonimbony ny coeff sa ahoana?
eritreritry ny tsy nandalina tao io ka asa na marina na tsia
iza no mahalala?
novalian'i fijo ny 29/03/2005 21:54
2. cutie ( 23/02/2005 12:23)
eisy
Za 3 volana fotsiny no nandalina an;io fa ny ahy science politika international no nataoko.
arakaraky le oul miditra @ politika io angamba. Tsy haiko tsara. Fa tsara azo ianarana ihany alou e. Ahitana raha. :wink:
Tsy ahiko tsar ale momba an;le lainga lazain'i eisy zany.
3. intelligenzia ( 23/02/2005 12:27)
ary ny coeff @ famosaviana? ny fihatsaram-belatsihy amin'ny finoana? dia ny lainga sy famosaviana ary fihatsaram-belatsihy miaraka rehefa atao ny moyenne?
enao ve aloha mihevitra fa nianatra tokoa ry zareo ireo e?:-D vao may loza!

aleo mifanena amin'ny mpamosavy toy izay mifanena amin'ny mpandainga. niseho io tamin'ny fifidianana ary manomboka izao dia aleo tsy mifanena amin'olon-dratsy
4. ikaretsaka ( 23/02/2005 19:36)
tsy mikoty @ moyenne hono letsy reo fa nefa ampiasaina be eo @ sehatry ny asa sy ny fiaraha monina an
5. fijo ( 23/02/2005 21:52)
ilaina ny lainga hilazana ny marina ka
6. intelligenzia ( 24/02/2005 22:53)
Aleo mifanena amin'ny mpamosavy toy izay mifanena amin'ny mpandainga
Voaporofo io tamin'ny fifidianana.
AREMA&TIM = ARETIMANDOZA
7. mandrindra ( 25/02/2005 16:54)
Misy taranja fampianarana miresaka ao. Izany hoe na olona tsy fantany aza ny miresaka aminy dia mahita ho lazaina foana izy tahaka ny avy any Belazao. Io taranja io izao dia misy cours du soir natokan'ny université ho an'ny mpitantana entreprise.
8. fijo ( 28/02/2005 22:25)
ilaina ny miresaka ka.indrindra raha mahay miresaka
9. cutie ( 28/02/2005 22:39)
rehefa mahay miresaka ve de mbola hianatra hiresaka kou, fijo.
10. fijo ( 01/03/2005 21:19)
ie satria misy le be resaka fotsiny."mahita resahana foana"fa ilaina le mahay miresaka"mahita hoe eto aho izao no resahako,fa tsy mety raha izao"hazondry ve ny tiako lazaina?
11. cutie ( 01/03/2005 22:22)
hihihi fijo
azoko tsara fa merci :-*
12. fijo ( 02/03/2005 23:31)
ndao ary iresaka amin izay
13. cutie ( 03/03/2005 00:08)
Ndao aza. :lol:
14. fijo ( 08/03/2005 22:11)
izay le milay amindry sady miampy tsiky kely foana
15. cutie ( 10/03/2005 16:06)
ka rahovina le izy ry fijo ? :wink:
16. fijo ( 10/03/2005 21:38)
izao ka.resaka any avaratra any no atao.mba hampahafantaro anay aty atsimo
17. cutie ( 10/03/2005 22:20)
avaratra ve , be crabes. :-D
18. fijo ( 16/03/2005 22:39)
cutie.any avaratra.us aty antsimo eu.mba hampahalalao anay aty ny zavamisy any.
19. cutie ( 17/03/2005 12:54)
Dago iahny io fijo
20. fijo ( 17/03/2005 23:14)
ka za mba te ahalala ny any amindry any ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4596