Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
12/03/2005 09:36)
Tsara ve ny fitokonana?
Voalaza sy dradradradraina amin'izao fotoana izao fa zo ny mitokona. Dia misy alibi matanjaka be hoe ry RAvalo dia io no nahatafita azy eo amin'ny fitondrana... Fa tsara tokoa ve ny fitokonana anefa?
...
tohiny
novalian'i Briann ny 21/03/2005 07:27
ngou
(
12/03/2005 08:08)
te hanangana groupe-na rock symphonique
salut daholo e
mitady chanteur mahay mihira aho hiara-hanangana groupe.. ny zavatra tiako atao dia rock symphonique ( na speed metal sympho ) izany hoe misy tendance opéra, mozika classique fa amp...
tohiny
novalian'i Riffeur ny 05/05/2005 01:43
intelligenzia
(
12/03/2005 02:01)
Prise de conscience
Misy ireo manana tanjona tsara tahaka anao sy tahaka antsika namana, te hiainga @ hoe fa inona ihany no manjo an'i Madagasikara, be ireo mahery fo, betsaka ireo manampahaizana, ny tany lazaina fa mana...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 15/03/2005 04:27
booboo
(
11/03/2005 22:43)
aretina sazin'A/tra ?
Tena be dia be mihitsy ny oul fantatro miteny an'io, sady tena resy lahatra mitsy a, hoe matoa oun zay marary dia nanao foana dia sazian'A/tra !
indrindra moa raha aretina terrible no mahazo ilay ou...
tohiny
novalian'i sonwin ny 11/04/2005 17:39
xxx
(
11/03/2005 19:41)
Te hiteraka
Ahoana kay ny hevitrareo amin'ny hoe te hiteraka nefa tsy manambady ? Ny tena anefa mba tsara fivelomana ihany nefa dia tsy misy mpitia è. Eny, efa tara taona raha eo amin'ny resam-panambadiana. Mba ...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 22:42
rurik
(
11/03/2005 14:21)
epinard sy hena
Asa raha efa nandramanareo ny nahandro epinard sy hena izaho dia nanao fa tena matsiro,tsy dia mahita anana loatra eto aminay dia nanandrana aho fa tsara mitovitovy @ anamamy, azo hatao ro mazava koa(...
tohiny
novalian'i rurik ny 16/02/2006 10:29
tantl
(
11/03/2005 10:50)
aiza ary ty kolontsaintsika ty
manahoana eh, ny resaka tiana ho atao dia ny kolontsitsika gasy izay somary tsy hita be eny ihany ka aleo ry zareo mba ho asandratra avo amin'izay izy io ah...
tohiny
novalian'i iartistika ny 08/04/2005 18:29
kinaoly
(
10/03/2005 13:04)
vary aminanana
iza manana resety fa samy manana ny fanjahony aza dôly hono ...
tohiny
novalian'i haingou ny 18/03/2005 09:26
naritsimba
(
10/03/2005 11:10)
HASOAVANA (CIRCONCISION)
Miarahaba antsika namana rehetra.
Asa raha misy firy ny Dokotera ato amintsika namana ato fa misy soso-kevitra ity:
Ho avy ity ny ririnina koa asa raha afaka manantanteraka isika ny @ hanaovana ha...
tohiny
novalian'i betty ny 26/03/2005 20:56
hery
(
10/03/2005 09:31)
GMAIL
Efa elaela ihany no nandrenesako an'ilay gmail (Google Mail) dia toa kafiriana be hono. Raha mandeha ao amin'ny gmail.com ianao dia tsy mahita soratra hoe misorata anarana dia hahazo gmail. Koa raha t...
tohiny
novalian'i hery ny 05/05/2005 13:54
naritsimba
(
10/03/2005 07:55)
FANAPAHANA KARAMA
Salama daholo indray e!
Niarahantsika nahalala ny kabary nataon-dRavalomanana ny @ anapahana ny karaman'izay rehetra mitokona na dia voalaza ao anatin'ny lalam-panorenana aza ny zo hitokona ara-tse...
tohiny
novalian'i kamifefe ny 26/04/2012 11:41
hokie
(
10/03/2005 05:50)
International Street Fair, Virginia
Allo ry namana a
Mba manasa ny namana izay afaka mandalo ao Blacksburg, Virginia (9 avril 2005) fa hisy stand malagasy ao. Vao voalohany mihintsy ka manararaotra fa hovoaka ilay film "Madagascar" ata...
tohiny
novalian'i sonwin ny 08/04/2005 15:40
hokie
(
10/03/2005 05:47)
Foire international, Blacksburg, Virginia
Dia manasa izay namana afaka tonga ao Blacksburg, VA fa misy ny Annual International Street Fair ao downtown ao ka hisy stand malagasy. Rahoviana? Amin'ity 9 avril 2005 ity.
Mbola vao ho eritreret...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2005 21:41
ravatorano
(
09/03/2005 11:31)
Fiadina ny amboaran i afrika eo amin ny tompon daka sy tompo
Nampalaelo tokoa ny fiafaran ny lalao nihaonan i Kaiser Chief sy ny USJF Ravinala teo Mahamasina ny alahady teo satria dia maro ny naratra ampolony maro ary dia nisy tovolahy kely anakiroa 9 sy 13 tao...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 22/03/2005 07:07
xxx
(
09/03/2005 02:58)
Ezaka vitan'ny mpitondra: lanjalanjao ihany
- nofoanana ny ampahan'ny trosa. Ny tompom-bola no nanao izany satria misy fifanarahana tao: domiko tapany handoa erany.
- Novidiana sy kojakojaina lafo ny fiaramanidina: entina manenji-body
- M...
tohiny
novalian'i manjary ny 21/04/2005 10:44
aristar
(
08/03/2005 18:22)
Faille de sécurité momban'ny sary
Misy [b]faille de sécurité[/b] momban'ny sary ao @ [b]Free[/b]tsy sahala ny ao @ [b]FreeSurf[/b].
Raha mampiasa an'i Teleport Pro na Teleport Ultra dia hazo siphonner daholo ny sary ao @ Free (http...
tohiny
novalian'i intelligenzia ny 09/03/2005 22:12
hery
(
08/03/2005 14:52)
Dia arahabaina nareo viavy :-)
Zao vao afaka mi-connecte dia miarahaba anareo vehivavy daholo noho ny 8 marsa e.
Mahagaga ihany ny mbola hitazomana ity fety ity satria ny vehivavy miady mafy hoe tokony hitovy amin'ny lehilahy. Ka...
tohiny
novalian'i pitchou ny 17/03/2005 20:35
joda
(
07/03/2005 22:02)
emule et kazaa virus trés trés dangereux
tandremo fa misy virus tena dangereux izao emule dia kazaa...
tohiny
novalian'i admin ny 08/03/2005 00:14
hery
(
07/03/2005 18:17)
Fitsipi-pifehezana
Fampatsiahivana.
Talohan'ny nidirantsika ho namana dia nisy fitsipika izay nasaina nekentsika. Ny eto amin'ny forum ihany koa dia misy fitsipi-pifehezana izay arahina.
Nandalo fanovana teknika teo...
tohiny
novalian'i Manon ny 08/03/2005 16:31
mandrindra
(
07/03/2005 16:34)
Fandrefesana velarana
Fandrefesana vaovao
1 are = 1m²
1 centiare = 100 m²
1 hectare = 10000 m²
1 gaymard = 600 m²...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2005 00:43
