emule et kazaa virus trés trés dangereux

1. joda ( 07/03/2005 22:02)
tandremo fa misy virus tena dangereux izao emule dia kazaa
novalian'i admin ny 08/03/2005 00:14
2. admin ( 08/03/2005 00:14)
rehefa mampiasa p2p tahaka ireny dia efa vonona amin'izay mety ho vokany. Ny ordinateranao kosa ve sokafanao ho azon'ny rehetra hidirana dia tsy hatao matanjaka be ny mpiandry vavahady?

Misaotra joda.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0875