International Street Fair, Virginia

1. hokie ( 10/03/2005 05:50)
Allo ry namana a
Mba manasa ny namana izay afaka mandalo ao Blacksburg, Virginia (9 avril 2005) fa hisy stand malagasy ao. Vao voalohany mihintsy ka manararaotra fa hovoaka ilay film "Madagascar" ataon'ny Dreamworks no mba mankalaza ny zava-tsoa, olona sy biby avy any o.
novalian'i sonwin ny 08/04/2005 15:40
2. cutie ( 10/03/2005 14:40)
Any ve no avoaka le film hokie??
Ho hita eo raha afaka za :)
3. intelligenzia ( 10/03/2005 18:23)
apetrao eto le adiresy sao mba mifanena am cutie any ihany ny tary :)
4. fijo ( 10/03/2005 21:31)
veloma any ry cutie an
5. cutie ( 10/03/2005 22:19)
adiresy in ry intelligenzia , fa efa io lazain'i hokie io . lollllllllll
6. xxx ( 12/03/2005 18:24)
Mba apetraho eto ny adiresin'ilay Foara fa ho tonga izahay e!
7. cutie ( 13/03/2005 21:56)
efa we downtown blacsburg virginia.
8. hokie ( 15/03/2005 13:51)
Downtown Blacksburg lay izy e. 4h avy eo DC na NoVA izy ity. Ary ity ny newsletter momban'ilay herinandro manontolo.
http://www.geocities.com/ngpixes3/newsletter2005.pdf

9. hokie ( 07/04/2005 15:04)
Mampahatsiaro an'ny namana an'ilay festival e! Asa raha hisy handalo avy ao DC na tsia...mbola sempotra mitady hira gasy ho entina ao Blacksburg sy manao brochure ny sasany fa tsy dia misy mahalala mantsy ity Madagascar ity!
10. sonwin ( 07/04/2005 16:42)
Cutie> lasa isika an...alaiko any amin jet toi, ao amin'ny Virginie ny fotoana de alaitsika Nova avy eo
11. cutie ( 07/04/2005 17:08)
raikitra zany sonwin :*
12. fijo ( 07/04/2005 21:39)
lasa indray kala cutie le.bedindramaso eo an
13. sonwin ( 08/04/2005 15:40)
efa notapenako lamba ny mason-dramaso tsy hahita ka.
cutie> radem sisa dia hiara-hirona isika ..enfin eh :wink: :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7495