Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo
(
25/03/2005 15:36)
Fihaonam-be faharoa 'ny Tily sy Mpanazava France
Ho an'izay tranainy na mbola ao anatiny na te hanatrika fotsiny, dia hisy indray ny fihaonam-be faharoa hatao. Toy izao ny andinindininy :
[u]Toerana[/u] : [b]Village des vacances, Saint-Martin-en-...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/09/2005 11:12
hery
(
25/03/2005 13:14)
RNS - namana : Vaovao farany
Ho an'ny namana mpikambana ho tonga any amin'ny RNS
@ Mc Do ny fotoana ny sabotsy hariva 18/19H eo ho eo!!!
sipagasy izany dia hitondra sac au dos transparent misy soratra we serasera.org mba hifan...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 22:14
Nananie
(
25/03/2005 10:58)
fer à repasser
Tsy haiko na ato na tsia no tokony nametrahako an'ity fanontanina ity. Inona no tokony atao raha ohatra ka tia anadio fer à repasser. Misy may niraikitra tao ambaniny, dia tsy mety hafaka.Ary mandot...
tohiny
novalian'i saotra ny 14/04/2005 00:48
Nananie
(
25/03/2005 10:53)
Tana in love
Naheno aho hoe hisy an'izy io aty France. Iza no hafaka manamarina an'io, aiza ary ôtrinona ny fidirana? Sa io ve no tohin'ilay nolazain'i Welie any Allemagne?...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2005 21:54
sechat
(
25/03/2005 09:55)
Possible ve zao....
Ahoana marina moa ny fandehan'ny lalàna any amintsika @ resaka fifampidiran'ny raharaham-panjakana sy ny raharaha ataon'ny mpitondra (affaires perso sy public). Mba tsy hisian'ny disa2, ny fanararaot...
tohiny
novalian'i sechat ny 06/04/2005 09:56
Nananie
(
25/03/2005 09:43)
Il ne faut jamais sous estimer son adversaire.
Cela se passe dans un train :
Un gars assis mange bruyamment des crevettes roses qu'il sort d'un sac.Il les décortique et jette les carapaces par la fenêtre du train...Une vieille femme assise en...
tohiny
novalian'i clerahari ny 30/06/2005 10:06
hery
(
25/03/2005 09:20)
Skoto taloha na vaovao
Efa misy toerana manokana hifampiresahan'ny skoto taloha sy vaovao amin'izao fotoana izao an... sao dia tsy hitantsika.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=topic&topid=t421c94ec366fb dia tongava ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2005 22:16
mandrindra
(
24/03/2005 16:16)
Poulet farci
Tovolahy roa mpisakaiza efa hatry ny fahazaza ary nifampizara ny manta sy ny masaka andeha ho antsointsika hoe i Nary sy Lita.
Indray andro dia tonga tao antranon'i Lita i Nary. Hoy i Nary, tena mani...
tohiny
novalian'i rurik ny 02/04/2005 14:15
mishou
(
24/03/2005 13:38)
anjanamasina (mifangaro teny faran'ny tsy hay kely)
Niainga hono ity vehivay psychiatre iray hitsapa hoe efa nihahendry sa tsia ireto adalany ireto.
Dia nampidirina ilay voalohany.
Inona ity(nanao sari faribolana izy)
-Un chat madame
* fa ahoana
-...
tohiny
novalian'i sonwin ny 24/03/2005 16:25
rurik
(
24/03/2005 08:47)
nofy
saika mba hanotany aho hoe . inona angaha no mahatonga ny manonofy lava mety misy resaka tsy fahasalamana ve sa ahoana?...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:35
hery
(
23/03/2005 15:16)
Ilay lambam-paty tao Turin
Mba fantatrareo ve ny tantaran'ilay lambam-paty tao Turin? (Linceul de Turin na Saint Suaire de Turin)?
[img=400x]http://carbon14.univ-lyon1.fr/telosologr.jpg[/img]
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i dadabe ny 08/04/2005 13:00
Fanja1
(
23/03/2005 13:36)
Fournisseurs d'accès à Internet
Les pièges à éviter
Pas facile de s'y retrouver dans la jungle des fournisseurs d'accès à Internet. Il existe pourtant des « trucs » pour faire le meilleur choix.
Le fournisseur d'accès ...
tohiny
novalian'i Fanja1 ny 08/04/2005 12:18
fijo
(
23/03/2005 05:16)
mahagaga
amin'izao fotoana izao dia resabe tokoa any an tanana any ny momba ity grevy ataon'ny mpitsara sy ny mpampianatra eny amin'ny ambaratonga ambony izay tsy handraisankarama ity.ny mpanao gazety sy ny mp...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 20/04/2005 16:18
bekibo
(
23/03/2005 01:06)
ny praiminisitra manatavy ny filoha
Ny sakafo mampatavy nomen'ny praiminisitra ireo filoham-pirenena nifandimby:
Ra8 voky [b]sylla[/b]-body...akoho :-D
Deba voky faikan-[b]tantely[/b]:-D
...
Zafy rehefa avy voky s[b]Avony[/b...
tohiny
novalian'i sonwin ny 24/03/2005 16:28
milliara
(
22/03/2005 23:04)
vahiny karamaina amina miliara?
[quote=gazety]Tena tsy misy Malagasy mahavita ny asa nampiantsorohana an’ireo vahiny ao amin’ny Lufthansa Consulting nampitantanina ny Air Madagascar ve eto amintsika? Ny iray amin’izy ireo ihan...
tohiny
novalian'i isambilokely ny 08/05/2005 00:45
mandrindra
(
22/03/2005 17:06)
Ilay boaty mainty.
Tanataran'ny mpinamana 3 vavy nandray fiaramanidina. Ny 2 tamin'izy ireo moa dia blonde jejo be ary ny fahatelokosa dia mainty.
Nisafidy toerana ry zareo ary nahazo seza telo mifanakaiky.
Niakatra n...
tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 11:01
xxx
(
22/03/2005 06:04)
fête de l'internet à Madagascar
Izahay mpikarakara ny "Sixième édion de la Fête de l'Internet à Madagascar" dia faly mampahafantatra anareo fa misokatra ny "forum" ao amin'ny [b]www.fete-internet.mg/forum
[/b]
Izy io dia natao...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2005 14:01
rurik
(
21/03/2005 22:53)
fiarabana
Manatena aho fa mandray anjara @ ity serasera ity ianao ry Ramatoa Perlett izay nifaninana t@ question pour un champion . Faly miarahaba anao ny tenako arymirary ny fialantsasatra tsara ho anao . tena...
tohiny
novalian'i rurik ny 29/05/2005 11:43
bellesirene
(
21/03/2005 20:11)
LOVIAL.COM RENCONTRES AMOUREUSES
Venez rejoindre lovial.com nouveau site de rencontres amoureuses simple,convivial,efficace et trouvez l'amour quelquepart au monde ou près de chez vous....
http://www.lovial.com
...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 24/05/2005 14:02
hery
(
21/03/2005 15:22)
Forum manokana : nisy olana kely
Nisy olana vitsivitsy tsikaritra tao amin'ny forum manokana ka nisy tsy tafiditra mihitsy. Efa namboarina izany amin'izao fotoana izao.
Jerijereo ary fa sao dia mba nasain'ny namana hamonjy dinika ...
tohiny
