nofy

21. rurik ( 25/03/2005 16:15)
sokafana tsara ilay nofy dia hampidirina ao ilay nofy .sarotrarotra ihany à andraso fa handramako dia lazaiko anao izay valiny
22. mandrindra ( 25/03/2005 16:20)
rehefa avy hampidirina dia avoahy ilay nofy dia miandry ny fanandramanao aho izany e, mahavita be.
23. rurik ( 25/03/2005 16:31)
misaotra betska dia maniry fa tsy nofy ratsy satria mety ho mafy loatra raha nofy ratsy ampiana nofy ratsy à
24. mandrindra ( 25/03/2005 16:39)
Ary raha ratsy ao antin'ny ratsy miafara amin'ny tsara.
25. rurik ( 25/03/2005 16:43)
ay tsy matahotra ihany ahoizany. mahatoky ny teninao ^:^
26. mandrindra ( 25/03/2005 16:45)
amen
dia tsarà nofy rasty
27. rurik ( 25/03/2005 16:48)
tsy mivoana @ tokony ho izy ve izany resaka izanyé
28. mandrindra ( 25/03/2005 16:54)
mivoana ahoana e, izay no mahanofy azy. Tsy fantatra izay niandohany ary tsy hay izay hiafarany na mety ho tapaka tampoka, mety ho tsara na ratsy na tsy misy dikany. Dia izay ilay hoe ao anatin'ny nofy no ahitana ny nofy. Dia nofinofiso anie izany e fa mbola tafajanona ho nofy ihany :)
29. rurik ( 10/04/2005 12:15)
mety ho marina ny anao ary e :-D :-D :-D :-D
30. mandrindra ( 11/04/2005 09:31)
dia mbola nanonofy an'ilay nofy ve aloha ianao e?
31. rurik ( 06/05/2005 17:18)
hitako tena mbola manonofy foana e efa tena makaleo mihintsy e raha nofy mahafinaritra aloha dia tsara fa raha manonofy ratsy tena :oops: :oops: :oops:
32. tiris8786 ( 13/04/2015 17:35)
zao e. ny olombelona manofy daholo ary normal izany. aza raisina be izay nofinao na tsara io na ratsy satria ianao ihany no fatorany avy eo. rehefa misokatra ny maso ka mifoha soa amantsara dia andriamanitra isaorana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1096