RNS - namana : Vaovao farany

1. hery ( 25/03/2005 13:14)
Ho an'ny namana mpikambana ho tonga any amin'ny RNS
@ Mc Do ny fotoana ny sabotsy hariva 18/19H eo ho eo!!!
sipagasy izany dia hitondra sac au dos transparent misy soratra we serasera.org mba hifankahafantarana.

novalian'i fijo ny 30/03/2005 22:14
2. bichette ( 25/03/2005 15:34)
hay ve e ! misaotra hery a !
3. welie ( 29/03/2005 15:53)
Za tonga teo nefa fa kay may le McDo kou! Fa nefa nifanena t@ namana ihany za ka! hihihihi.....
4. sipagasy ( 29/03/2005 19:56)
de diso fanantenana aho e! :oops:
5. fijo ( 29/03/2005 22:07)
za koa voafitak'ilay Mc do may e.loza
6. yonikafopl ( 29/03/2005 22:50)
ntsooooooooooo
7. majakely ( 30/03/2005 11:23)
:?! :lol: looza
8. fijo ( 30/03/2005 22:14)
za nefa zoma dia efa tonga tany vichy.sady tsy dia namely izy tamin'ity e,soa fa nitsangatsangana ny tena sady nahita aan'i sipagasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3821