Poulet farci

1. mandrindra ( 24/03/2005 16:16)
Tovolahy roa mpisakaiza efa hatry ny fahazaza ary nifampizara ny manta sy ny masaka andeha ho antsointsika hoe i Nary sy Lita.
Indray andro dia tonga tao antranon'i Lita i Nary. Hoy i Nary, tena manitra lehiroa izany kabaka karakarain'ialahy izany fa inona kay?
Namaly i Lita :"Misy joba ho avy eo leitsy ka nanao kaly manja aho a poulet farci no nokarakaraiko"
Nary :"Mba harosoy ary letsy a, samy mpinamana izao ihany"
Lita :"Tena aleo leity tsy kitihina mihitsy fa manjary ohatran'ny hoe ambitsakafo no aroso azy"
Dia nifanditra teo izy roalahy ary farany dia niteny i Lita :"Koa rehefa mafy loha ialahy dia izao, izay ataon'ialahy amin'io akoho io dia ataoko amin'ialahy, raha tapahan'ialahy ny feny dia tapahako ny fen'ialahy, raha hanin'ialahy ny tendany dia aolako ny tendan'ialahy, azon'ialahy izany?"
Nandinika tsara i Nary dia hoy izy : "tsy koi ary leitsy e" no sady nanantona ilay poulet farci izy, nosokiriny avy eo amin'ny vodiny ilay akoho mba hangalana ny farce dia nitodika tany amin'i Lita izy no sady nanontany ka ho hataon'ialahy ohatran'ny nanaovako ilay akoho aho izany?
novalian'i rurik ny 02/04/2005 14:15
2. sonwin ( 24/03/2005 16:24)
:-D :-D :-D :-D
3. iartistika ( 24/03/2005 16:58)
bodiarimanga =)) =)) =))
4. pissoa ( 24/03/2005 19:29)
Andray ry i Mandrindra, jereo raha tsy ihomehezan'ny olona ato aho fa mivanitika irery! =)) :-@ :-@ :-@
5. pissoa ( 24/03/2005 19:30)
Andray ry i Mandrindra, jereo raha tsy ihomehezan'ny olona ato aho fa mivanitika irery! =)) :-@ :-@ :-@
6. Nananie ( 25/03/2005 10:32)
:-D De nataony ve? ;-)
7. booboo ( 25/03/2005 11:52)
=)) =)) =))
8. mandrindra ( 25/03/2005 13:13)
Nananie, raha ianao noteo amin'ny toerany dia inona no nataonao :D
9. welie ( 29/03/2005 16:19)
hihihihihihihihi....
10. rurik ( 02/04/2005 14:15)
welie :miam: :miam: :miam: :miam: poulet farci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5306