Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
01/04/2005 18:58)
Serasera Forum RSS
Manahoana,
Napetraka etsy ambany etsy ny toerana ahitanareo ny xml - rss feed ho an'ny hafatra vaovao eto amin'ny Dinika serasera.
[url]http://feeds.feedburner.com/serasera/forum[/url]
Misao...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2005 11:54
hajaneo
(
01/04/2005 18:38)
MITADY OLON-TIANA ETO TANA
SLUT!LEHILAHY AHO KA MITADY OLON-TIANA ETO TANA KA RAHA LIANA ENO D ANORATY AHO ETO @ NAMANA SERASERA NA @ MAIL neonirina@yahoo.fr: srieux aho fa tsy mananihany MISAOTRA BETSAKA NB:VEHIVAV...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 20:22
mandrindra
(
01/04/2005 14:21)
Mpiompy vorona
Rakoto dia manampitiavana manokana ny vorona. Nanangana toerana lehibe izy hiompiana karazana vorona maro samihafa. Rehefa nihamaro anefa ireo vorona dia tsy vitany intsony ny nikarakara irery fa nila...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 11/04/2005 10:02
librepenseur
(
01/04/2005 13:08)
"Ny MARINA sy ny FINOANA"
Hoy aho hoe: "Ny finoana tsy voatery ho marina, ny marina tsy voatery hinoana."
-> Ahoana ny hevitrao manoloana izany raha toa ka tsy nahita maso ny fiandohana ianao (genèse)?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/04/2005 14:13
1kd100
(
01/04/2005 11:51)
habibiana tsy roa aman-tany....
Fatina tovovavy miboridana nisy nanapaka ny lohany sy ny tanany aty ny feny: izany no hitan'ny olona teo Ambohijatovo omaly ary samy nitatitra izany avokoa ny gazety sy ny haino aman-jery rehetra and...
tohiny
novalian'i dily ny 06/05/2005 16:37
hery
(
01/04/2005 06:23)
Ireo mila fanitsiana
Azontsika rehetra apetraka eto ambany eto ny zavatra diso na adino ka ilana fanitsiana ao amin'ny takelaka namana vaovao.
Misaotra betsaka noho ny fiaraha-miasa.
Hery...
tohiny
novalian'i admin ny 02/04/2005 16:22
naritsimba
(
01/04/2005 05:45)
FILAZANA
Ho anareo izay mbola tsy nitaingina sambo dia ilazana fa misy sambo azontsika tengenana eny @ MARAIS MASAY manomboka @ 10 maraina ka mandra-paharivan'ny andro.
Mahazoa fahafinaretana eh!...
tohiny
novalian'i rurik ny 07/04/2005 10:28
joda
(
31/03/2005 11:21)
ho an'ireo izay te hanao bizina misy sopapa ity
misy sopapa ity ho an'ireo mpanambola manamboatra ry mivarotra poupée gonflable tantely ramamonjy...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 20:52
fijo
(
30/03/2005 21:48)
zavanisy farany.
naika hataoko tao amin'ny politika izy ity nefa tsy dia politika loatra ka alefako ato ihany.
i ravalo ihany e.
henonareo ngamba io voalazany farany momba ny fanjakana sy ny fivavahana io.tiany hava...
tohiny
novalian'i pitchou ny 01/06/2005 07:02
welie
(
30/03/2005 13:59)
Tana in love sans Tovo J'hay???
Asa hoe iza no mety ahafantatra sy ho sûr hoe hisy Tovo J'hay ve @ ilay Tana in Love any Paris sa tsia? Manontany manko aho satria ny concert izay saika natao @ 2avril izao (miaraka @ Tovo, Bodo, Nan...
tohiny
novalian'i sonwin ny 08/04/2005 16:17
bellesirene
(
30/03/2005 12:23)
RENCONTRES AMOUREUSES
Je vous invite à consulter lovial.com nouveau site de rencontres amoureuses simple,convivial,efficace pour trouver l'amour quelquepart au monde ou près de chez vous....
:cry:
Fa i bellesirene...
tohiny
novalian'i mbix ny 29/08/2005 10:49
hery
(
30/03/2005 12:21)
Fanontaniana momba ny chat
Ireto indray ary ireo fanontaniana mateti-pitranga momba ny fampiasana ny Karajia na ny chat. Raha misy fanontaniana hafa dia azonareo apetraka eto ambany.
[list=1][*][b]Ahoana ny fomba fidirana ...
tohiny
novalian'i pony ny 18/05/2005 05:49
routa
(
30/03/2005 12:19)
fa maninona kay
mba mandehandeha tokoa aho an-trano ary tspako fa tena miasa daholo ny vatako rehetra nefa tahaka ny tsy ampy sport zany ny tenako ...
tohiny
novalian'i iartistika ny 06/04/2005 18:23
ravatorano
(
30/03/2005 07:20)
Ny Paka 2005 tao Antsirabe
Maina takina ny Paka tao Antsirabe tamin ity indray mitoraka ity .Izay no azoko ilazana azy satria tena hita fa vitsy dia vity ny olona namonjy izany tany.
Maro be ny antony fa raha ny filazan ireo o...
tohiny
novalian'i moi ny 19/04/2005 09:03
ravatorano
(
30/03/2005 06:56)
Jean Marc KOUMBA dia voaraoka hiala ny tanana
araky ny voalazan ny gazety miseho isanandro maro dia voalaza fa voaraoka hiala eto Madagasikara Ingahy Jean Marc KOUMBA izay mpiandry manokana na garde rapproché ny filoha Ravalomanana.
Izao no fij...
tohiny
novalian'i cheboman ny 31/03/2005 09:54
hery
(
29/03/2005 13:58)
Fanontaniana Manitikitika
Raha misy fanontaniana manitikitika na zavatra tsy azo momba ny takelaka namana dia apetraho eto ambany fa hovaliana.
Misaotra.
Ny fanontaniana tokony ho hita dia toy ny hoe "Ahoana ny ..."?
[l...
tohiny
novalian'i tsylaitra ny 05/10/2005 19:35
hery
(
29/03/2005 10:37)
RNS : Nanahoana ihany?
Dia miandry ny tatitra avy aminareo izay nanatrika ny RNS tany vichy indray ary izahay e....
tohiny
novalian'i fijo ny 26/04/2005 21:36
xxx
(
26/03/2005 07:14)
hebergement web
sao dia misy mahita site hi-heberge-na site perso gratuit ianareo de mba asehoy eto e.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ranjaka ny 30/03/2005 09:13
hery
(
25/03/2005 21:57)
Namana version 2.0 (beta)
Efa mivoaka sy azo andramana tsara ary izao ny site Namana Tao 2.0 Beta (Version 2.0 beta) Antsoina hoe Beta satria mbola tsy vita tanteraka kanefa efa azon\'ny daholobe andramana ( http://en.wikipedi...
tohiny
novalian'i Revimanja ny 13/09/2005 17:46
xxx
(
25/03/2005 17:04)
Vorona sy anana
Ankamantatra mahatsikaiky.Efa enonareo v?
1° Nivory daôlo ono ny vorona retra teto an-tany. D nisy vorona iray tsy tonga, in ary lé izy ô!!!
2° Bdb ny karazan'anana f'misy anakiroa tsy finana...
tohiny
novalian'i ledada ny 27/06/2005 07:35
