Ny Paka 2005 tao Antsirabe

1. ravatorano ( 30/03/2005 07:20)
Maina takina ny Paka tao Antsirabe tamin ity indray mitoraka ity .Izay no azoko ilazana azy satria tena hita fa vitsy dia vity ny olona namonjy izany tany.
Maro be ny antony fa raha ny filazan ireo olona mipetraka any sdia voafehivefy loatra ny toerana fanaovana ireny lanonana fankalazan ny Pka ireny sady teo ihany koa ny tsy fandraisana anjara an ireo mpikarakara .Amin n hariva zara raha tomefy olona ny lalamben ny Gara iny na ny avenue de l 'independance izany.Izaho moa dia mbola tsy tapaka paka tany ka dia tena nahita ny havitsian ny olona>Ny mpitatitra mpanao hitsindala mampiakatra frais dia nihinjihinjy teo hihihihihi fa d ny ho entina aza tsy nisy firy akory zara raha nahavita tour iray sy tapanay ny fiara iray.
novalian'i moi ny 19/04/2005 09:03
2. herol ( 30/03/2005 09:59)
hafakely su nahafinaritra tokoa raha ny fety teto antsirabe t@ ity taona 2005 ity, raha ny fandaharampotoana sy ny toerana nanaovana ny fety dia tena iderana manokana tokoa ry zareo tao @ commune satria lavorary tokoa raha ny fanantaterahana izany
raha ny hamaroan ny olona dia tena betsaka t@ty taona ity raha oharina ny t@ heritaona
raha tsorina dia afapo daholo ny olona rehetra zay nanao fety teto antsirabe
zay ary fa @ taona ho avy ndray
3. annie ( 30/03/2005 10:41)
hihihihi!
Iza @nareo roa lahy no tena milaza ny marina e? ^:^
4. majakely ( 30/03/2005 11:21)
:lol:
5. rvoulah ( 30/03/2005 12:23)
annie< marina mihintsy zany , iza tokoa no tena milaza ny marina fa hevitra 2 mifanipaka be le izy
6. ravatorano ( 30/03/2005 12:28)
hihihih
mampimé marina eh
otsan ny we zazakely zany hihihihihi
fa isaorana izy nanome ny heviny aloha fa io mantsy ilay fyijery tsy voatery mitovy fa amin ny dia ireny no betsaka olona.
ohatran io ilay tena manahirana nefa moa azonareo jerena amin ny gazety nivoaka isan andro nivoaka anio sy ny Matv online izany.
Isika indray tsy mandefa vaova tsy mitombona izany fa misy porofo avokoa.Ny tenanay moa dia zanatany ao Bira fa nohon ny asa dia aty Tana nefa d any Bira foana isaky ny Paka ka mahalala tsara ny fandehany.
Tsy dia miaro loatra ny hevitro aho fa tena nanaitra anay mihitsy ny nahita fa tsy b olona tany Bira tamin tiy paka 2005 ity.
Herol>hihihihihihi ! havanareo angah i cyclope :-D
7. lantokely ( 30/03/2005 13:01)
milaza ny tsy fahamatorantsika amin'ny fomba fiadiana hevitra izao miseho izao.
marina mihitsy ny anao ravatorano, aleo tsy miteny toy izay miteny zavatra diso.
aiza intsony moa no hisian'ny fifampitokisana.
ohatra ny hoe voatapim-bava izany ny sasany ka dia ny tanany sisa no manoratsoratra izao akanga tsy aman'orana rehetra izao.
8. fijo ( 30/03/2005 21:58)
izay le izy e.anjarantsika no mahita hoe ity no raisina ity kosa somonga
9. herol ( 31/03/2005 02:57)
voaray daholo ny hevitrareo, za manoratra io anie ka teto antsirabe no nanao fety e! asa na izay nahita maso na izay nihaino honohono no milaza ny marina, raha resaka paques dia eto antsirabe fona no anaovako izany ka afaka mampitaha tsara ny tenako, t@ ity taona ity vo nisy hoe toerana 7 manodidina an antsirabe dia nisy fety daholo nandritra ny 4 andro, ary nimenomanona ny olona fa ny alatsinain ny paska dia ora 5 bno anaovana an antsirabe sy tananarivo noho ny hamaroan ny fiara mankaty antsirabe, tny andraikiba moa dia tsy azon ny fiara andehanana satria tomefy olona
zay no ataoko hoe aza dia miteniteny zavatra tsy hita maso
10. ravatorano ( 31/03/2005 10:33)
herol>bonne anniversaire aloha ianao tratry ny daty 31 mars ary mirary soa sy fahombiazana,fahasalamanaho anao hatrany ny tenako
Asa na amin ny fotoana nandalovanay tamin ireny sehatra nisy mpilanonana ireny no vitsy ny olona dia nifanohitra ny hevitsika na tsy mitovy.Asa ihany koa na tamin ny ianao niakatra nakaty Antananarivo no nisy filaharan ny fiara toy izany fa izahay nadeha aloha toa tsy nahita izany fa azo nisana aza ny fiara izay nanao vacances tany.
Izany eo ihany fa izao za gaga fa vitsy olona tany ary enao zendana fa tena pka be olona tany Antsirabe taminity taoana ity sa tsizany ?
Samia velon aina eh :wink:
11. pika ( 31/03/2005 13:42)
Nahafinaritra aloha ny Paka tao Tamatave e!sady tsara be ny andro,feno olona daholo ny toerana fitsangatsanganana rehetra,ary na taiza na taiza de eny @ arabe sisa no hametrahany ny fiara

Saingy,ny alin'ny Alatsinainy dia tonga ny alerte Tsunami,nikorontana ny iray vohitra samy nanao izay ahitany toerana avo handosirana,tena nampalahelo aloha e!satria nisy mihitsy aza no namoy ny ainy noho io fandosirana io fotsiny,misy ny vaovao milaza fa mbola tokony ho malina ny olona ato anatin'ny 3 na 4 andro ,tsy hay anefa io na hitombona koa na tsia, Sa ahoana ny fahitanareo an'izany??????
12. tafita ( 31/03/2005 20:15)
[quote=lantokely]
I Lantokely de mampihomehy be . Enao eo milaza hoe aleo tsy miteny toy izay miteny zavatra diso , nefa dia diso io fiteninao io hoe akanga tsy aman'orana io fa " atsanga tsy aman'orana no izy " Ny atsanga dia fako entin'ny riaka rehefa avy ny ranon'orana ......
FA ny olona de samy afaka milaza ny heviny amge sa... .. Ny ahy kosa de hitako fa tsara eto amin'ny dinika mandeha io resaka io satria hitako fa be ny mandray anjara rehefa misy ny manao zavatra mba mifanohitra kely amin'ny lazain'ny sasany ..
Baye e ee e

13. fijo ( 01/04/2005 21:53)
samia mazoto mandray anjara fa izay no dia eto e
14. moi ( 19/04/2005 09:03)
Zaho aloha tsy tany Antsirabe tamin'ity, fa raha ny pub fotsiny, dia tsy nisy resaka mihitsy izany hoe paska Antsirabe zany tamin'ity. Ny frais mankany aza niakatra kely fotsiny (22500 no mahazatra ary lasa 25000) satria tsy nahazo olona. Fa tadidiko izany frais tody 40000 izany raha 12500 taloha.
Namana mpiara-miasa tany no nanontaniako ny fandehany tany ; tany Antsirabe ry zareo no nisakafo atoandro ny alahady Paka, izahay niaraka ny hariva teto Tanà, fa nangina kokoa tsy toy ny isan-taona hono tany e !
Ny marina angaha dia nisy zavatra ihany tao Antsirabe fa tsy toy ny isan-taona e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1776