habibiana tsy roa aman-tany....

1. 1kd100 ( 01/04/2005 11:51)
Fatina tovovavy miboridana nisy nanapaka ny lohany sy ny tanany aty ny feny: izany no hitan'ny olona teo Ambohijatovo omaly ary samy nitatitra izany avokoa ny gazety sy ny haino aman-jery rehetra androany, mahatsiravina fa toy ireny massacre à la tronconneuse ireny hoy ny gazety, inona indray no anton'izao ?, andrasana ny vaovao manaraka fa dia MAMPALAHELO raha eto mada no misy toy izao, very hasina ny soatoavina malagasy....
novalian'i dily ny 06/05/2005 16:37
2. majakely ( 01/04/2005 14:17)
:? :?
3. routa ( 01/04/2005 14:24)
tena mampalahelo tokoa ny toejavatra tahak izany , sady mampitahotra be mihintsy fa de nahoana re no de niova tahak izany ny olona sasany e! sa ry 1k100 nankaiza ny naha malagasy antsika nafa isiska de olona nalaza t@ fifankatiavana tokoa :cry: :cry: :cry:
4. iartistika ( 01/04/2005 15:22)
tsss!mahatsiravina koa izany..
5. SOBIKA ( 02/04/2005 07:53)
ka tsy vitan'ny mahavariana fa tena mampiorikoditra! diso be loatra koa le olona tsy mahazaka mijery film fa de manaraka ambokony izay hitany ao ! lasa tsy mahafefy ny toetasina sy toepo fa miseho we mafy be toy ilay olona hitany ao !!!ny eritreritro aloha de izy no mitranga satria raha ilay tena toetsaina malagasy rery tsy mbola mahavita habibiana maharikoriko toy izao!!!
6. rurik ( 02/04/2005 13:53)
Tena very ny fahendren'ny malagasy.Mahagaga sa izany no hatao hoe fandrosoana?dia mandroso ho @ratsy fa tsy mba ny tsara.MAMPAHALAHELO.aiza ny hiafaran'ny taranaka sy ny faramandimby?SArotra hinoana.
7. dily ( 06/05/2005 16:37)
atao ahoana e
neta ni violer-ny angamba dia natahorany hitory dia novonoiny ny farany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1302