FILAZANA

1. naritsimba ( 01/04/2005 05:45)
Ho anareo izay mbola tsy nitaingina sambo dia ilazana fa misy sambo azontsika tengenana eny @ MARAIS MASAY manomboka @ 10 maraina ka mandra-paharivan'ny andro.
Mahazoa fahafinaretana eh!
novalian'i rurik ny 07/04/2005 10:28
2. andansonia ( 01/04/2005 06:43)
Izany ve tsy poisson d'Avril
3. moi ( 01/04/2005 08:24)
Za ko saika hilaza hoe trondron'aprily zany
4. mandrindra ( 01/04/2005 08:36)
Trondro nojonoina tao amin'ny Marais Masay io :)
5. iartistika ( 01/04/2005 16:54)
nga le marais masahy tsy marivo kely?
6. jhouhlambout ( 02/04/2005 07:56)
:roll:
7. poupounesana ( 02/04/2005 08:12)
efa tsy 1er avril ntsony zao! mbola misy v le sambo eh!! sa omaly ihany le izy no nisy
8. rurik ( 02/04/2005 14:13)
sao dia sambo milentika ary izany??
9. hps ( 02/04/2005 19:36)
Sambom-piadin'i dadanareo zany, avy any Mozambika nanao anki-letika
10. pitchou ( 03/04/2005 18:42)
ankilentika nananika an'Ikopa d tao @ marais masay no échoué!
11. mishou ( 03/04/2005 20:37)
hihihihihi :-D :-D :-D :-D :-D
12. rurik ( 07/04/2005 10:28)
mishou inona no mampiomehy tsy loza ve izany sambo miletika izany no ihomehezana :-$ :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4088