Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Mifenty
(
12/04/2005 08:23)
mitady olona avy any Antananarivo
Ny olona rehetra otrany mba mitady olona avy any aminy daholo dia iny koa aho no mba lasa fa mitady olona avy any Antananarivo aho.
Izay nandalo tao na nonina tao no tiako tenenina...
tohiny
novalian'i nitefa ny 03/08/2005 20:54
pika
(
12/04/2005 08:12)
inona no tsara mitia sa tiavina?
azo lazaina hoe vitsy hono ny mahita olona iray tinao nefa koa tia anao @ fo manontolo io a !matetika ny tinao tsy dia tena miraika aminao ary ny tsy tinao no toa tsapa fa tena tia anao.izany indrindr...
tohiny
novalian'i IDEALY ny 21/05/2005 14:00
jooko
(
12/04/2005 07:00)
Protestantisme
Betsaka ny fanontanian'ny namana mikasika ny fivavahana protestanta. Fampafantarana tsotsotra ity ary tsy natao afa-tsy amizay antony izay ihany.
Misy amintsika namana manko ohatran'ny tsy mbola maha...
tohiny
novalian'i marozevo ny 28/04/2005 23:13
xxx
(
12/04/2005 05:00)
Ahoana indray ary ity!
Efa maro ny dinidinika momba ny Katolika ato ka saika mba hanontany momba ny Fiangonana hafa indray zah!
ho an'ny
[b]FJKM sy Loterana[/b]: Raha tsy diso zah dia misy an'izay hoe:"mino ny fiombonan'...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2005 07:53
Cupido
(
11/04/2005 11:57)
mitady olona avy any Antsohihy
ka efa misy ihany ny mifampitady d mbô manararaotra ko zaho mitady sao mba misy avy Antsohihy ato @ serasera
d misaotra mialoha eh...
tohiny
novalian'i miarina ny 08/03/2017 14:28
ravatorano
(
11/04/2005 11:19)
Manomboka izao dia hihezaka ny tenanay handefa vaovao tsy
ho anareo namana mikasika ny fanatanjaha tena eto antoerana , ny voka dalao amin ny faran ny herinandro sy ny lalao na hetsika karakaraina ka mikasika ny fanatanjahan tena.
izany no atao dia mba hije...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 18/04/2005 10:54
hery
(
11/04/2005 10:28)
Ny honohono sy ny lalàna
Raha ny fahafantarako azy dia misy lalàna mikasika ny privacy sy ny diffamation publique any Dago... tsy haiko na hoe voatery mitory ilay olona voakasika vao misy ny fanenjehana.
Hitako mantsy fa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/06/2005 03:55
Imahery
(
11/04/2005 10:04)
Mba misy mitovy amiko ve ato e???
Faly manolotra ny arahaba antsika namana rehetra. Mahita ny dinika isan-karazany ato aho dia mba te-handefa ihany koa. Asa raha mba misy mitovy faniriana amiko ny namana ato. Manam-paniriana ny ho pre...
tohiny
novalian'i malalako ny 30/04/2005 10:10
Mifenty
(
11/04/2005 08:13)
Papa mainty tsara hoe???
aleo dia anokafana sizé vaovao eto mitsy ty fa otrany miverimberina foana le
Tsy ho possible hoy ny sasany ny hoe mainty ny papa ho lany.
hoy kosa aho:
1) lazaina fa antson'Andriamanitra n...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 20/04/2005 15:26
rakarandoha
(
11/04/2005 07:30)
RABEMANANJARA Jaques
Mahagaga sy mahavariana ihany isika malagasy.
nodimandry iny Ingahy RABEMANANJARA Jaques, ny nahavariana dia vitsy isika no nanotrona t@ fotoana niareta-tory teny Ankorondrano. Inona re ny antony eh?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 01/05/2005 16:54
sahary
(
11/04/2005 04:31)
TENA MATY VE NY MATY ?
araka ny resaka mandeha atsy ambadika atsy,dia mandeha ny resaka hoe mivavaka amin'ny maty,ny maty no atao mpanelanelana ...sns.Mikasika izay dia manontany tena aho hoe "tena maty marina ve ny maty "s...
tohiny
novalian'i sahary ny 19/04/2005 12:15
yonikafopl
(
11/04/2005 00:42)
Pape assassin??
Asa fa nisy fandaharana zay sendra nandalo ny masoko raha namadibadika canal za tam tele, nisy resaka mopera senegalais nanoratra boky we "Le Pape est un assassin" de natao intervew le izy.Asa na nisy...
tohiny
novalian'i routa ny 19/05/2005 15:08
rurik
(
10/04/2005 18:22)
mitady olona avy any Nossy be
asa raha mety fa nahita ireo namana mitady olona ireo aho dia manararaotra.Raha misy dia aza misalasala e....
tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 04:37
lanto
(
10/04/2005 16:50)
Mitady olona avy any Fandriana
Aleo izany hifampitady :)
Izahay indray mitady olona avy any Fandriana sy ny manodidina mba handray anjara amin'ilay lohahevitra manokana ato amin'ny forum hoe :"Fisakana tsy hanim-boay" ! Manasa e !...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:45
dadabe
(
10/04/2005 16:38)
mitady olona avy any Morondava
nahita lohahevitra tery ambony aho manao hoe mitady olona avy any mananjary de mba lasa koa aho nanao hoe aleo mba hitafatafa eto isika rehetra izay efa nipetraka na nandalo,na niasa na nianatra na ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 20:36
Mi_R77
(
10/04/2005 14:49)
Toerana hi-telecharger-na film?
Sao mba misy mahita toerana eto amin'ny Net ahazoana mi-telecharger- film mba haingakaingam-pandeha kokoa nareo?
Misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i ds ny 15/04/2005 09:05
niainaharison
(
10/04/2005 14:28)
banale, diront les autres...mais exceptionnelle quand même!.
oui, c\'est une histoire qui peut être banale...mais pour moi, c\'est exceptionnelle...enfin, c\'est pas l\'histoire qui est exceptionnelle, mais la personne avec ki je la partage, la vie...tout a co...
tohiny
novalian'i niainaharison ny 28/05/2005 15:03
BIJOU
(
09/04/2005 21:09)
mamy robinson
mba mitady tononkirany Mamy Robinson ( manin-te-hody ) misaotra mialoha (l) ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 13/07/2005 22:46
siso
(
09/04/2005 12:24)
maninoa no refa tia ny olona sasany dia matahotra
tsy faharesena ny miteny hoe tia sy manaiky izany " amiko aloha io" fa misy olona mahatsiaro tena hoe resy "angamba hoy aho " raha manaiky izany
tsetsatsetsa tsy haritra ihany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:52
michelraza
(
09/04/2005 10:46)
billet Mada urgent
"Deux billets Air Mad pour le prix d'un". Misy namana iray mitady olona mety hiaraka aminy amin'ny 13 avril (3 na 5 mai ny fiverenana). Sao dia misy "intéressé" ?...
tohiny
novalian'i rurik ny 14/04/2005 11:26
