mitady olona avy any Morondava

1. dadabe ( 10/04/2005 16:38)
nahita lohahevitra tery ambony aho manao hoe mitady olona avy any mananjary de mba lasa koa aho nanao hoe aleo mba hitafatafa eto isika rehetra izay efa nipetraka na nandalo,na niasa na nianatra na mahalala olona tany morondava.
naho le manakory soa ,ndao le tika hisafa fa jangobo mare zaho toy.
novalian'i fijo ny 22/08/2005 20:36
2. iartistika ( 10/04/2005 20:28)
morondava ao ambohibao ve???
3. dadabe ( 11/04/2005 03:37)
Morondava any @faritanin'ny Toliary lesy e,le mandalo miandrivazo malaimbandy mahabo izay vao tonga any morondava,tanana milay lesy any a
4. rurik ( 11/04/2005 08:52)
ary ianao tena mandeha a! hainao daholo izay hanotaniana. :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
5. domoiina ( 11/04/2005 09:38)
zay avy any Morondava fa ahona ?? nareo ko nga??
6. dadabe ( 12/04/2005 09:10)
domiiina>zah efa niasa tany ,fa ianao taiza no nipetraka tao?de taiza no nianatra ??
7. mishou ( 12/04/2005 09:45)
dadabe> andeha hiaraka ho any ngah isika fa za mbola tsy tany fa henoko fotsiny ny lazany. Bessa sy Lola aloha hatreo akaini'ny miandrivazo no efa vitany hira e, sa hiaraka hamoron-kira tonga hatrany isika. Fa za aloha tsy mozisiana an, poussy ah raha vao io :-P
8. dadabe ( 13/04/2005 17:51)
mishou>andao ary e,ho entiko misidina any indry :wink:
9. dadabe ( 14/04/2005 07:17)
tsy misy kil leaza :(
10. iartistika ( 14/04/2005 18:30)
elà no miantoka ny revy ry bedada de mandeha ny ekipa :-D
11. dadabe ( 15/04/2005 02:41)
ny aty mahasah foana e :-D :-P
12. iartistika ( 18/04/2005 18:03)
de le manidina no handehanana ah!!
13. dadabe ( 19/04/2005 11:10)
mbola sahy foana hoa hihihi
14. domoiina ( 21/04/2005 07:15)
tao amindry masera no nianatra de nipetraka tao morondava ville
15. dadabe ( 22/04/2005 05:08)
domoiina>ka ny ville morondava anie lehibe e,de aiza ho aiza tao ,zah zao nipetraka taty tsimahavaokely,fa niasa tao @lycee Pole
16. bainakely ( 25/05/2005 11:57)
dadabe:

nahita lohahevitra tery ambony aho manao hoe mitady olona avy any mananjary de mba lasa koa aho nanao hoe aleo mba hitafatafa eto isika rehetra izay efa nipetraka na nandalo,na niasa na nianatra na mahalala olona tany morondava.
naho le manakory soa ,ndao le tika hisafa fa jangobo mare zaho toy.


salitt za koa jangobo

17. fijo ( 25/05/2005 22:32)
jangobo samy lahy leka ????????
18. mira ( 15/07/2005 16:15)
zao lé baka morondava fa volagno safa nao e! fa ela zao nifitaky tao zao njaiky nianatsy t@ nassor nazy marikitsy ambalatanga ao tsy aiko ndré hainao,ka iha io moa baka morondava sa valovotaky manahaky ahy toy moa valovotaky,zaho ley nififitaky tà avaradrova tao marikitsy any riaky iny soasoa zao tegna la magny maré ka iha zany mana longo ao?
19. mira ( 15/07/2005 16:19)
zao handea morondava @ fin du mois ka ino andesiko an'iha engao fa handay fia maiky aho miaraky @ voanio,tsitsiky koa veloma;
20. fijo ( 18/07/2005 20:22)
akory lahy ampela ao zao ,fa maro ty resaky mandeha ,fa soa zao izy ao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1755