Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
siso ( 18/04/2005 16:08)
sarotra @vehivevy ve ny miteny hoe tsy tianao intsony za ?
Araka ny heritreritro d maety bola tia angamba le olona matoa tsy masahy miteny mivantana na koa tsy te ho izy ny hiresaka voalohany ilay fisarahina amio anefa fahalemena ny tsy fitenena le izy... tohiny
novalian'i ft ny 05/07/2005 18:49
mamzelkely ( 18/04/2005 14:56)
Zay
akôtrany ambondrona dia mankafy Zay koa aho. ka mba manotany anareo we aôna ny fahitanareo an'ny zay amzao fotoana izay nosolon'i Hanintsoa i Malala?... tohiny
novalian'i satasol ny 24/08/2005 20:57
mamzelkely ( 18/04/2005 14:54)
Ambondrona
hono wa sao dia misy mahalala ny prochain concert dry zareo? nanao ahoana ny concert tany parsa?... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:26
Nananie ( 18/04/2005 14:46)
Un Américain, un Japonais et un Belge...
Un Américain, un Japonais et un Belge sont assis nus dans un sauna. Soudain, le bruit d'un " beep " se fait entendre. L' Américain appuie sur son avant-bras avec son index et le " beep " ... tohiny
novalian'i sasa ny 26/04/2005 04:46
sakapiso ( 18/04/2005 14:35)
la stérilité
inona avy no mahatonga ny stérilité?inona no tokony hatao?... tohiny
novalian'i ktapo ny 11/11/2005 05:18
ravatorano ( 18/04/2005 11:12)
vokadalao samihafa tamin iny fara.n ny herinandro iny
Teo aminny ny lalao [b]basket ball [/b][b][/b]izay hihaonan ny Seychelles,Maurice , Madagasikara . Mahorais sy Reunionnais izay ao anatin ny lalao CCOI 2005.Mad Consult Sebam 87 - Real du Port Luois ... tohiny
xxx ( 18/04/2005 10:49)
Voatery ...?
Ialako tsiny aloha ilay xxx Mpandray anjara eto ihany fa manjary misy olona hafa voakasika koa mpandray anjara ka manjary fantany aho. Ianareo ve efa nahatsiaro hoe toa voatery nitia izany :roll:... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:45
hery ( 18/04/2005 09:43)
7000 mahery isika
Feno 7000 mahery isika namana ato ankoatr'ireo izay niala na nesorina. Fantatrao ve hoe namana fahafiry ianao? :-) Ny namana litadipre anisan'ny niditra farany hitako androany dia namana faha 15555 M... tohiny
xxx ( 18/04/2005 09:34)
Spaghetti
Ialana tsiny fa amin'ny teny frantsay ... Un médecin a une aventure extra conjugale avec son infirmière. Elle lui annonce un bon matin qu'elle est enceinte. Comme le médecin ne veut pas qu... tohiny
novalian'i sasa ny 21/04/2005 12:56
majakely ( 18/04/2005 09:11)
fihaonana gasy suiisse
Ho an'izay te ho tonga, dia ny voalohan'ny volana May ,,,mi-organiser picnic gasy aho , ka izay ho avy dia ao Hauterive(Neuchâtel) eo akaikin'ny latenium no hanaovana azy ,amin'ny 12 ora atoandro io ... tohiny
novalian'i sonwin ny 18/04/2005 17:04
hery ( 18/04/2005 06:41)
SOS Fanafody
(hafatra nalaina tao amin'ny serasera@yahoogroupes.fr http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/ ) Miarahaba antsika rehetra, Mba mila fanampiana avy aty aminareo aty andafin'ny riaka ny tenak... tohiny
novalian'i sheran555 ny 21/07/2005 14:51
sahary ( 18/04/2005 04:19)
toko sy andininy manome hery
andeha indray isika mba iresaka zavatra tena mahafinaritra fa tsy dia hifanditra foana @ adi-hevitra .Anisan'ny tena manome hery ary koa mampiorina ny finoana ny fananana ireny toko sy andininy manoka... tohiny
novalian'i routa ny 11/05/2005 12:02
Rainimaharavo ( 17/04/2005 21:04)
Gazety "La gazette d.g.i."
Mba ahoana no fiheverantsika ireny teny ataon'ny mpanao gazety sasany ao amin'ny "la gazette d.g.i." ireny mikasika ny "français approximatif"-ny Filohan'ny Nosy tany La Réunion ary ny fanendrikendr... tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 18:54
poupounesana ( 17/04/2005 12:43)
fahatokisana
hita moa fa ny olana anisany tena goavana eo @mpifankatia ny hasarotampiaro!mampiady, mampikorontana! refa misy ahiahy d mifamaly ny mpifankatia, mivoaka matetika eo ny hoe : "enao tena tsy matoky ahy... tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2005 21:52
mamzelkely ( 15/04/2005 13:51)
hasarotapiaro
fanotaniana tsotra fotsiny: fitiavana ve ny hasarotampiaro diso tafahoatra sa adalana??? inn ny tokony atao mba ialana aminy?? merci... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:52
sechat ( 15/04/2005 13:33)
double nationalité sns
Ary hay ny lalànantsika gasy tsy mamela ny fananana nationalité hafa ankoatran'ny malagasy? Raha ohatra ka mangataka nationalité hafa ianao dia very ny nationalité-nao. Izay aho vao nahalala an'iz... tohiny
novalian'i felicia ny 29/05/2005 00:40
radolany ( 15/04/2005 10:59)
Ny Fitiavana Sy Ny Firaisana Ara Nofo-------
Ianareo ve efa sendra ny hoe firaisana aloha no nisy mialoha izay vao nandeha ny resaka fitiava ????? efa sendra izany aho t@ izaho mbola nianatra dia ahoana ny hevitrareo aminio ?... tohiny
novalian'i booboo ny 27/05/2005 20:29
radriana ( 15/04/2005 10:54)
Fanafody na zavatra hafa mampahia
Mba mila vonjy ilay namako izay e, Atao mariazy atsy ho atsy nefa tsy antonina intsony ny akanjo satria efa elaela ihany no novidiana. Any dago any toa malaza misy zavatra hosorana sa hohanina izany... tohiny
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 06:21
mamzelkely ( 15/04/2005 09:04)
fanambadiana
manaô daholo, ity mba misy resaka tiako atao amnareo: amnareo ve ny vehivavy tokony hanambady raha toa ka mis pression avy amn'ireo ray amandreny nefa mbola tsy manana ny ampy akory?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:34
ari.malala ( 15/04/2005 08:39)
fanontaniana
Inona kay r'ireto izany aliments riche en fibres?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.282