fanontaniana

1. ari.malala ( 15/04/2005 08:39)
Inona kay r'ireto izany aliments riche en fibres?
2. kally ( 15/04/2005 08:55)
Ny voamaina,ny voankazo,ny voasary sy ny legioma.
3. majakely ( 15/04/2005 09:55)
Ny céréales koa!misy fibres,!mahatsara ny transit intestinal!
4. fafa ( 15/04/2005 11:04)
Ny voankazo misy fibres be e!
5. ari.malala ( 15/04/2005 11:05)
Misaotra!

kally:

Ny voamaina,ny voankazo,ny voasary sy ny legioma.



ary ny akondro koa zany izy? ohatrany naheno ah hoe ny akondro hono mampa constipé! nefa za efa sady constipée lava no mbola misy hemorroîde koa! :-(
6. pitchou ( 17/04/2005 18:00)
ny sakafo misy zavatra tsy levon'ny vavony d miasa otran'ny kofafa! ohatra ny anana, persil kotomila , ny ankamaroan'ny voankazo complets fa tsy le jus fotsiny akory (fa le manga misy fibre no mora ahitana azy!), ny céréales complets, ny voamaina complets,
ny akondro toa tsy misy fibre ka!
7. iartistika ( 17/04/2005 18:30)
Ny poireaux no tena sakafo be fibres be fa handramo...
8. bichette ( 18/04/2005 06:50)
ari.malala
ao amin'ny google koa anontanio fa feno ao sady misy recette-na sakafo be fibre
biz
9. ari.malala ( 18/04/2005 13:39)
Misaotra indrindra! :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1108