SOS Fanafody

1. hery ( 18/04/2005 06:41)
(hafatra nalaina tao amin'ny serasera@yahoogroupes.fr http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/ )

Miarahaba antsika rehetra,

Mba mila fanampiana avy aty aminareo aty andafin'ny riaka ny tenako. Misy fanafody iray, Isuprel 0.2mg ilaina hitsaboana olona iray nefa tsy misy mihitsy ny pharmacies eto amin'ny Tanàna. Efa nijery t@ tranonkala aho fa antony iray sisa no hampiasana azy io (ilaina amin'ny fampitomboana ny pulse-ny fo). Ka mangataka aminareo aty raha misy mahita an'io fanafody io.
Tonga dia alefaso amin'ny adiresy rina.info@oimjb.com na antsoy ny tel 261.32.40.516.97.
Ny sarany rehetra dia ho azo aloha na "en Ariary" na "en Euro".
Maika ihany no hilana azy satria olona ho didiana cancer vao manomboka no mila azy io.
Dia misaotra ny fiaraha-miasan-tsika rehetra.

Rina Rakotomalala.
novalian'i sheran555 ny 21/07/2005 14:51
2. jasara ( 19/05/2005 12:11)
Tia anao Jesosy

Hitako ny hetahetanao ry Rina mbola misy ny fanafody sady manasitrana no haingana no maharitra
mety efa fantatrao nefa mbola averiko eto :
1°Jaona8/36 dia milaza fa : Raha ny zanaka no manafaka dia ho afaka tokoa hianao
2°Jaona9/31 nefa milaza fa izay mivavaka Aminy sy manao ny sitrapony no henoiny
3°Eksodosy20/6 dia manambara fa mamindra fo @ izay mitandrina ny didiny Andriamanitra
Koa izao ary ry hery TIA ANAO JESOSY ilay velona fa tsy maty intsony ilay efa eo @ Voninahiny eo ankavanan'Andriamanitra efa Mpanjaka . Izy no manasitrana anao . Mivavaha fadio ny ratsy . Merci
3. sonwin ( 19/05/2005 12:32)
:roll:
4. rpk ( 20/05/2005 12:17)
:)azafady kely fa misy tsy de mazava amiko loatra! marina fa tena ilaina ary tena ilaina ny fivavahana fa saingy efa mba maika kosa angamba le ranamana io @ le fanafody ilainy...Fanafody hovidiana eny @ farmasia ange no ilainy eh!:)fa mba farafaharatsiny zany enao mba mivavaka ahitany izany eny @ farmasia::wink::wink: sa tsy izany???
5. sonwin ( 20/05/2005 12:25)
fanampim-panafody io ry rpk a :D
fa na izany aza gaga fona za 8O
6. xxx ( 09/07/2005 07:03)
Asa aloha fa sao dia mahasoa ihany ity, any Ambolokandrina any feno fanafody miparitaka mora be mba anontanintanio ihany fa izaho izao fanafody tsy misy na mahalana vao hita any amin' ny pharmacie amin' izay 500 000 f be izao ny boite 1 dia rehefa natoron' ny ankizy teny aho dia nankany azoko 100 000 f le izy ! Fa toa enjehin' ny fanjakana koa aloha ry zareo amin' izao e, nefa mba mamonjy ihany ! Ny fahafantarako azy angamba dons le izy dia nisy nanodina !
7. dadabe ( 09/07/2005 11:13)
sao de mba efa perime zany kle
8. xxx ( 19/07/2005 04:44)
Tsy périmé mihitsy fa mbola ao anaty boite misy ny date d' expiration...
9. sheran555 ( 21/07/2005 14:51)
Tongava eny @ faran\'ny buxi 129, na 192 mankeny Ambohipo, terminus, dia manontania olona fa misy mpivarotra fanafody mora tokoa eny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1739