Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sonwin ( 22/04/2005 14:01)
Mariazy virtoaly
Amin'ny maha-Pape virtoaly ahy dia manambara etoana fa manomboka anio dia mpivady virtoaly i MIFENTY sy MISHOU. Hamasiniko ianareo roa ho mpivady ara-biritoaly, miteraha virtoaly maro, mamenoa ny ta... tohiny
novalian'i sasa ny 31/05/2005 13:28
sasa ( 22/04/2005 11:30)
Patsa be
Nisy ranamana anakiray izay avy nigadra efa ho taona maro, dia niasa toy ny gadra rehetra izy tany am-ponja tany, rehefa nivoaka ny fonja nefa izy dia nomena azy ny vola karamany. Dia nividy akanjo le... tohiny
novalian'i sasa ny 27/04/2005 11:20
ari.malala ( 22/04/2005 10:15)
hono hoa ry zareo,
Ianareo ve efa tratran'ny hoe tia olona iray nefa tsy azonareo an-tsaina akory hoe fa inona ary no antony itiavana an'iny olona iny? ... tohiny
betty ( 22/04/2005 09:52)
Mpanohana mavitrika
Efa ela ny namana sasany no nanana projet hanohana ny site serasera kanefa mbola tsisy occasion nanaovana an'izany. Koa nanapakevitra izahay namana vitsivitsy hanao antso eto ho an'ireo mpanohana mavi... tohiny
novalian'i betty ny 25/04/2005 05:31
mandrindra ( 22/04/2005 08:14)
Homo
Tamin'ny filazambaovao anikeheo maraina dia henoko fa hanome halalana ny homosexuel hanambady manoloana ny fanjakana i Espagne, ary tohin'io ihany koa dia ho ekendry zareo ny fananganan'ny homo zaza. ... tohiny
novalian'i deghany ny 30/08/2005 15:00
mamzelkely ( 22/04/2005 06:43)
sarotra @ lehilahy ny miteny....
fa manonina kay no sarotra amnareo lelà ny miteny hoe: "je t'aime" tena io mitsy fa tsy hoe "tiko enao" an :-w :-w :-w ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 21:28
BIJOU ( 21/04/2005 22:52)
doors groupe Mitongava Mamangy
Manahona daholo ô ! mba mangataka tononkirany Doors groupe MITONGAVA MAMANGY raha mba misy mahafantatra azafady e ! misaotra mialoha Bijou ihany e :* ... tohiny
novalian'i hery ny 09/08/2019 19:18
gailo ( 21/04/2005 17:41)
valin'ny hafatra nalefa NANASY
Hoan'i NANASY Mamangy amin'ny alalan'ny taratasy imailaka indray misaona amin'ny fandefasana hafatra fa tena tsisy tsiny ka . izaho koa tena te hifandray aminao ka mba ilazao misimisy koa ny momba a... tohiny
novalian'i majakely ny 21/04/2005 18:53
mandrindra ( 21/04/2005 14:05)
Tsaramaso
Dinidiniky ny koaitra roa no nitrangan\'ny tantara. Nandeha ny resaka dia farany niteny ilay koaitra voalohany : \"Izao aloha rty no tena vaovao a. Za nge rty ka bikina e\" Dia namaly ilay faharoa :... tohiny
novalian'i sonwin ny 28/04/2005 15:05
josi ( 21/04/2005 12:59)
Izany ve rehefa tia
Manontany anareo namana tsy tapaka ato aho rehefa tia ve dia ampifilafilaina ilay olona iray tsy izany manko nitia olona iray aho tato à serasera nisy nahazo ahy tampoka anefa dia tsy afaka nihaona i... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2005 21:29
saho ( 21/04/2005 12:45)
Mitady olona na lahy na vavy mpiangona tao @ fiangonana FMTA
Maniry ny hifandray ny mpiray fivavahana tao @ fiangonana FMTA Antranobiriky. Na lahy izy na vavy na antitra na tanora indrindra fa izay efa nandray anjara Choral tao na taloha na vaovao. Omeko email ... tohiny
novalian'i tsiR ny 10/07/2013 03:13
hery ( 21/04/2005 10:30)
Mifindra monina
Manahoana, Mifindra monina kely indray ny serasera.org. Nisosa tsara ihany aloha izany hatramin'izao. Raha toa ka somary misy olana rehefa kelikely eo dia azonao atao ny mampiasa ny takelaka amin'i... tohiny
novalian'i hery ny 25/04/2005 10:56
booboo ( 21/04/2005 09:03)
tartes, cakes....
Alefaso aby aby ndray zé recettes any aminareo any. Na salés na sucrés mety aby fa ilay mamy no tiako kokoa na izany aza. Bôna bôna :wink: ... tohiny
novalian'i palince ny 21/09/2005 14:37
dadabe ( 21/04/2005 07:11)
mangataka tonokira
hiran'i mahaleo " fahavaratra" misaotra mialoha e... tohiny
novalian'i bingo ny 21/05/2005 14:20
methode ( 21/04/2005 01:20)
Mba fantaro ny niandohan'ny fiangonana sy finoanareo!!!
Maro aminareo Protestantes ny te-hahalala momba ny fiainan'ny Pretra Katolika!!! Raha fantatrareo fiangonana sasantsasany ny tena tantara nisy dia mety hanampy anareo hahazo kokoa ny olana momba ireo ... tohiny
lalanirina ( 20/04/2005 18:11)
Mila namana
Mila namana mba afaka hifandray aty antany lavitra. Lehilahy aho. Mety ho lasa lavitra ny fifandraisana. Resaka serieux ihany. Manorata ho ahy. lalanirina... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2005 20:41
rpk ( 20/04/2005 16:45)
lava sy fohy
Inona ary izany: mipetraka izy lava, mitsangana izy fohy? ze mahita ny valiny de...... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/05/2005 14:02
ari.malala ( 20/04/2005 10:30)
special Benoit XVI
Benoit XVI vient d'être élu... Mais souvenons-nous de quelques papes qui ont marqué l'histoire : # Le Pape Illion, le plus éphèmère de nos papes. # Le Pape Illiotte, au moeurs légères. #... tohiny
novalian'i sasa ny 18/05/2005 10:17
hery ( 20/04/2005 08:49)
Antsantononkalo ataon'ny Havatsa
ANTSAN-TONONKALO Eo ambany fiahian'ny Masoivohon'i Madagasikara eo anivon'ny UNESCO, S.E. Mme RABETAFIKA-RANJEVA Yvette, sy ny fanotronan'ny Filohan'ny HAVATSA Foibe avy any Madagasikara, ny fik... tohiny
novalian'i bichette ny 24/05/2005 15:06
Mifenty ( 20/04/2005 08:12)
Déçus ny katoliaka ...
Déçus tamin'ilay setroka fotsy ny ankamaroan'ny katoliaka (tsy ny rehetra akory). toa oatra ny manambara ilay setroka gris fausse alerte oe vote de consensus le tao. ( c mon opinion perso) Tsy... tohiny
novalian'i Mifenty ny 10/05/2005 19:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.6452