Liste des messages
Liste des messages, inserés par betty, par ordre de date
betty
(
07/04/2009 19:59)
Rebika - An'irotra
Salut daolo é,
mba misy afaka manome ilay tonokiran'i Rebika "An'irotra" ve?
Misaotra é...
suite
répondu par YASHN le 14/04/2009 10:58
betty
(
20/03/2008 13:14)
sakafo paka
Inona ary zao no sakafo milay ndrindra fanao @ pacques ankoatry ny agneau eh?...
suite
répondu par Rasiligaoma le 24/03/2008 05:44
betty
(
22/04/2005 09:52)
Mpanohana mavitrika
Efa ela ny namana sasany no nanana projet hanohana ny site serasera kanefa mbola tsisy occasion nanaovana an'izany. Koa nanapakevitra izahay namana vitsivitsy hanao antso eto ho an'ireo mpanohana mavi...
suite
répondu par betty le 25/04/2005 05:31
betty
(
05/02/2004 19:28)
Mitady programmeur
Misy programmeur afaka hanampy ahy ve? Raha eny dia afaka manoratra ho ahy ao amin'ny namana izy hanazavako ny zavatra ilaiko fanampiana.
Misaotra mialoha...
suite
répondu par blondin le 24/02/2005 16:58
