Patsa be
1. sasa
(
22/04/2005 11:30)
Nisy ranamana anakiray izay avy nigadra efa ho taona maro, dia niasa toy ny gadra rehetra izy tany am-ponja tany, rehefa nivoaka ny fonja nefa izy dia nomena azy ny vola karamany. Dia nividy akanjo le ranamana dia nanao metimety mintsy, nefa tamin'izay indrindra no tonga rafanirina mba hiaraka amin'ny vehivavy ny vola nefa 5000fmg sisa dia nitady koaitra ka tsy nahita; ny farany anefa nahita koaitra anakiray izay izy nanaiky hiaraka aminy am vola 5000fmg; rehefa raikitra ary ny firaisana dia nahita kankana kely tao anatin'ny maha-vehivavy azy le ranamana dia gaga ka nanontany azy, ary toa tsy taitra akory le koaitra namaly hoe " amin'ity volanao 5000fmg ve enao rangahy ity dia mitetika ny hahita Patsa be ao anatiny ao" =)) =)) =))
novalian'i sasa ny 27/04/2005 11:20
2. mishou
(
22/04/2005 11:51)
tena tsy arako ilay argot, iny ilay kankana de iny ilay patsa be azafady indrindra fa mba te himeme be za :/
5. saotra
(
22/04/2005 18:35)
mishou > za kou tsy mahazo, nefa le mpitantara d lanaki ny hehy b ery.
6. gasmlay
(
22/04/2005 18:42)
mishou,saotra> jereo ary am fiaraha-monina ary zé teny argot tsy hainareo!!
8. iartistika
(
23/04/2005 19:48)
veloo> tsy mitadidy lesona ah!!in le nampianariko anao tatsy ambadika tatsy! :-D :-D ,misy dikany 3 mihitsy le izy ao raha tsy diso zà!
9. mishou
(
23/04/2005 20:37)
iaritistika, ho ento atsy ambadika ko za de ampianaro lesona de mahazo karama virtoaly élà :-*
13. iartistika
(
24/04/2005 18:35)
f'elà anie ry bedada vao mihetsika mahery eo de bedin'i bebe y,,,eh! =))
14. Veloo
(
25/04/2005 16:57)
oay artistika io kosa tsy nolazainao knou =)) =)) misaotra betsaka aky a =((
15. saotra
(
25/04/2005 21:41)
gasmlay > ny dikany trondro maina no itako ao @ fiaramonina fa tsy patsabe zany ara
16. sasa
(
26/04/2005 04:30)
Tena tsy azonareo ve; ka efa hoe ny volany kely 5000fmg fotsiny sisa dia kankana no hitany tao fa raha nanana ohatra hoe 50000fmg tany le rangahy dia nahita crevette(Patsa be) araky ny filazan'ilay koaitra; izany hoe ny an'ity koaitra ity izany misy karazam-biby ao anatin'ny fivaviany ao ka arakaraky ny vola no vidiny; teto izany dia 5000f dia kankana no narosony raha miakatra kely ny prix dia mety mahita biby hafa koa; dia eritrereto amin'izany e
18. sonwin
(
26/04/2005 11:08)
koiatra misy biby zany ilay izy ry zareo an..ireto marina klé
sasa > za kopy ka :wink: :-D :-D :-D
sasa > za kopy ka :wink: :-D :-D :-D