Liste des messages
Liste des messages, inserés par sasa, par ordre de date
sasa
(
18/10/2007 04:05)
Bon anniv WATAFON
bon anniversaire i watafon d manolotra bisous farakzé ngoda ndrindra ho an'lah, d mirary an'lah ho salama lalandava,sy hahazo izay irina rehetra,d hombam-pahasoavana hatrany anie ny fiainan'lah manon...
suite
répondu par karinah le 07/11/2007 16:33
sasa
(
11/10/2007 09:19)
5ans namana.serasera.org Fihaonana namana dago
Araka ny phone vao azoko vao teo izany dia nanafatra ny président an'i namanadago fa hanao fihaonana miaraka indray isika ho fankalazana io fety io, araka ny efa nampidirin'ny hery any am momban'ny s...
suite
répondu par fijo le 18/10/2007 19:16
sasa
(
01/08/2007 10:59)
Bon annif i Bimanoa
Faly miarahaba an'i Bimanoa nahatratra i(l)zao anniversaire-ny izao, enga anie ka hitondra soa sy fahasalamana ho azy izao andro anio izao.
Dia mirary anjy mba ho tanteraka ny faniarianjy rehetra.
:...
suite
répondu par bimanoa le 21/08/2007 14:25
sasa
(
03/11/2006 05:07)
Ahoana ny hevitrareo
Nisy bandy niaraka tamiko izay 5ans izahay no niaraka, izany hoe nanomboka tam za 17ans no niaraka izahay, mbola nibosy tamzany, vao afaka bacc za nonomboka miaraka izahay,tamza feno 20ans nefa d nila...
suite
répondu par colar le 21/11/2006 23:54
sasa
(
13/02/2006 03:33)
Bibilava
Nandeha nividy kiraro teny an-tsena ity lehilahy 1, alohan'ny hividianany anefa d tena nanontany tsara mintsy izy
- Mafy tsara ve ity kiraro ity razoky?
- Ye tena mafy tsara mintsy io kan! sady mate...
suite
répondu par Veloo le 27/02/2006 19:04
sasa
(
30/08/2005 04:16)
Besisika
Nisy kofa bogosy be izay zany jamba nandeha train nankany Ambatondrazaka, nanao solomaso mainty lery fa tsy nitondra tehina,rehefa tonga tao anaty train d ny seza an'ireny train ireny moa le mifampito...
suite
répondu par Veloo le 19/09/2005 14:08
sasa
(
07/07/2005 13:18)
Rajako
Koto : Dada, Dada mba omeo ny sarin'i Dada ho entina any am-pianaranay fa ilain'i Maitresse
Dadan'i Koto : Fa ataon'i Maitresse in ny sariko?tiany be angaha hono za sa, mahafinaritra azy ny mijery ...
suite
répondu par lilbon le 26/07/2005 11:11
sasa
(
14/06/2005 05:45)
Izy mianaka
Niaraka nandeha machine izany i Vola sy ny reniny, isaky ny miditra amin\'ny tunel d orahan\'izay lehilahy izay foana i Vola., tezitra i Vola ka nitaraina tamin-dreniny.
V: Neny za isaky ny miditra t...
suite
répondu par dadabe le 25/06/2005 14:46
sasa
(
14/06/2005 05:35)
resak'ankizy
Nisy ankizy 2 lahy kely izany nitsikilo ny dada sy mamany tao am chambre-ny, i Khevin(K) sy Tolotra(T)
K: jereo lah i Dada sy mama fa miady d i dada no ambony d mamikitra sady mitontona mafy be
T:an...
suite
répondu par dadabe le 01/07/2005 10:49
sasa
(
26/04/2005 04:59)
Vôniny
Nisy ranamana 1 izay nitady asa, rehefa niditra toeram-piasana 1 izy dia nanontany azy ilay Directeur, fa in kay no asanao taloha dia hoy le ranamana, miaramila aho ary Demineur no asako tany, nipoaha...
suite
répondu par dadabe le 01/06/2005 11:37
sasa
(
22/04/2005 11:30)
Patsa be
Nisy ranamana anakiray izay avy nigadra efa ho taona maro, dia niasa toy ny gadra rehetra izy tany am-ponja tany, rehefa nivoaka ny fonja nefa izy dia nomena azy ny vola karamany. Dia nividy akanjo le...
suite
répondu par sasa le 27/04/2005 11:20
