Vôniny
1. sasa
(
26/04/2005 04:59)
Nisy ranamana 1 izay nitady asa, rehefa niditra toeram-piasana 1 izy dia nanontany azy ilay Directeur, fa in kay no asanao taloha dia hoy le ranamana, miaramila aho ary Demineur no asako tany, nipoahan'ny mine nefa aho ka niala daholo ny vôniko 2 noho ny fipoahana mafy loatra, dia hoy le Directeur eny ary fa ho raisiko miasa ato enao; fa ny mpiasa rehetra dia miditra amin'ny 8ora ary mirava amin'ny 12ora, fa enao kosa miditra amin'ny 11ora ary mirava amin'ny 12ora toy ny mpiasa rehetra ihany; Gaga be le ranamana ka nanontany hoe "fa ahoana no za irery no miditra amin'ny 11ora ? "
Ho anao ary inona no antony ? I
Izay mahay mahazo valisoa
Ho anao ary inona no antony ? I
Izay mahay mahazo valisoa
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:37
4. sonwin
(
26/04/2005 08:50)
Ny antony ve? ka ileiry efa tsisy vaoniny intsony dia tsy mahavita miasa ela be
5. sonwin
(
26/04/2005 08:52)
Ny antony ve? ka ileiry efa tsisy vaoniny intsony dia tsy mahavita miasa ela be
6. sasa
(
26/04/2005 09:15)
hi hi hi hi tsy misy mahay aloha hatramin'izao ny valim-panontaniana miakatra ny valisoa ho an'izay mahay, mitenena rehefa afa-po nareo an =)) =)) =))
9. sasa
(
26/04/2005 10:18)
hi hi hi rehefa afa-po ary nareo; izao ny valiny, satria ny mpiasa rehetra am 8h ka hatramin'ny 11h dia milalao vôniny daholo ka ity ranamana ity moa zany efa tsy misy lalaovina intsony dia miditra amin'ny 11h izy ka adiny 1 izy sisa no miasa. hi hi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)
12. sonwin
(
26/04/2005 11:05)
fa maninona ny mpiasa no milalao vaoniny?fa asa inona aza zany klé? :roll:
16. mandrindra
(
26/04/2005 13:58)
sasa:
pissoa
mipitsapitsa njy fa tsy misy lalaovina ve? hi hi hi
i sasa izany tena mpilalao be an?
18. pissoa
(
26/04/2005 15:01)
zay nama tsy mahazo an!
sa ve oe ze "ela" ihany no mamoa fa ze "njy" tsy misy voniny.
sasa, ampidiro ary amin'ny fiaraha-monina ary nama io vocabulaire io fa tena ... vaovao be!
dadabe > letchis rasta? :-D :-D (ilay ataon'ny olona koa hoe letchis-tsinoa)

19. Veloo
(
26/04/2005 16:55)
:roll: :roll: :?: :?: za ko rangaha tsy mi-kopy a...
dadabe njy ty anie ka mampime mihitsy a =)) =)) =))
sasa a misy kompany manao voniny angaha kle =)) =))
dadabe njy ty anie ka mampime mihitsy a =)) =)) =))
sasa a misy kompany manao voniny angaha kle =)) =))