Vôniny

61. iartistika ( 01/05/2005 18:13)
:-P
62. sasa ( 02/05/2005 04:21)
nareo wa tena mahita lazaina mintsy
63. sonwin ( 02/05/2005 15:25)
64. iartistika ( 02/05/2005 15:42)
tsy mahita LAZAINA zahay fa mahita ENTI-MILAZA!!
65. Mifenty ( 02/05/2005 17:44)


nenay ndray renifameno no itanay




66. iartistika ( 02/05/2005 18:09)
renin'iza no fenoinareo ramifenty??
67. Veloo ( 02/05/2005 20:15)
=)) =))
68. dadabe ( 03/05/2005 03:40)
rey razako oo,mbola mimemeh ihany le zazavavy marina

ny ahy zanapameno
69. sasa ( 03/05/2005 04:38)
=)) =)) =)) =)) =))
ny ahy tsofoka
70. Veloo ( 03/05/2005 14:49)
sasa, dadabe a =)) =)) =))
71. dadabe ( 03/05/2005 15:01)
renifameno lazaina
72. mishou ( 03/05/2005 22:33)
arako fa mahay teny gasy daholo sady an'isany'ilay tsy bed'in'ny mpampianatra mihitsy tany am-pianarana fa hita ato daholo na enti milaza na lazaina na renifameno na zana-pameno ary tso-drafitra sa vadi-drafitra e :-D :-D :-D
73. dadabe ( 04/05/2005 05:28)
komplike rafitra :-D :-D
74. Mifenty ( 04/05/2005 09:44)


mbola misy koa aza zavatra sarotra afa tsy tenenina kou.

lazaina mpifanao sy entimilaza ny mamanao kou.


75. haingo23 ( 04/05/2005 10:52)
Resaka voniny ihany ity e :
Misy bandy iray gladiny be. Rehefa nanantona dokotera izy dia nolazain'ilay dokotera fa telo ny azy ny vôniny. Rhefa avy eo dia isaky ny mifanena @ lehilahy izy dia dominy daholo sady miteny hoe " dimy (5) ny antsika roalahy ny fitambarany" ary dia matahotra avy ahatrany ny lehilahy. Indray andro dia nifanena t@ lehilahy gladiny be anankiray izy ary niahotra ny handona azy. Rehefa nieritreritra ela izy dia nidominy ihany ilay bandy ary mbola niteny hoe " dimy (5) ny antsika roalahy ny fitambarany". Tsy taitra ilay bandy raika fa naka mora hoe : " f'angaha n'y an'ilahy iray (1)"....

Izany hoe efatra (4) izany ny an'ilay bandy farany ny vôniny
76. sasa ( 04/05/2005 11:05)
haingo23 =)) =)) nitohy indray ity resa-bôniny itsy marina

dadabe io ny an'lah le kompliké rafitra io lazain'i haingo23 io
77. Mifenty ( 04/05/2005 11:43)


>>haingo23 hihiih

zara fa tsy ozy ara lery oe ialahy angaha ilay démineur talou??


zany oe dimy nenlery zany.
78. sasa ( 04/05/2005 12:37)
mifety i indray no tsy hitako le =)) =)) =)) possible ho le demineur ihany izy fa izany hoe 1 sisa tavela kou
79. dadabe ( 04/05/2005 13:29)
resa boniny le! :{ :{ ny ahy 2 kle ny an'i haingo firy le ?
80. Mifenty ( 04/05/2005 13:41)


sure mitsy aho fa lé démineur iany io kle.

De nahazo tombony b lery fa sady tsy miditra am valo

kay sendra oe nenà dimy kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2592