Vôniny

81. sasa ( 04/05/2005 14:28)
nena aloha 2 ihany klé sady za tsy demineur taloha
82. Veloo ( 04/05/2005 15:48)
haingo a =)) =)) =))
aza omenatsiny retsy ireo be commentaire reo a tsy maintsy mahita lazaina fona ry zalahy =)) =)) =)) =))
83. dadabe ( 04/05/2005 15:51)
ary i veloo angaha tsy manana voniny???? sa ...dray marina
84. Veloo ( 04/05/2005 19:54)
dadabe :?: :twisted: sa inn ndray :twisted: :evil:
85. mishou ( 04/05/2005 20:19)
Mifenty> aza miteny @olona ny secret ntsika eny ambony fandriana wa
8) 8) :-D :-D
86. Mifenty ( 05/05/2005 08:33)


eny cly a

87. dadabe ( 05/05/2005 09:41)
Veloo> :-* :-D
88. pissoa ( 05/05/2005 14:18)
kay misy ankanisa voniny njay ato ... aleo alou miala mangingina! :-D :-D
89. Veloo ( 05/05/2005 15:50)
dadabe :roll: njy an
90. dadabe ( 06/05/2005 03:26)
Veloo :roll: njy an
91. sasa ( 06/05/2005 04:52)
pissoa matahotra ny hifanisa angaha hi hi hi
92. dadabe ( 06/05/2005 10:56)
pissoa >tsy manana voniny angaha??
93. sasa ( 06/05/2005 11:01)
dadabe anontanio i sonwin fa ry zareo efa niaraka ni-raser
94. dadabe ( 06/05/2005 13:16)
kii :{
95. sasa ( 06/05/2005 13:22)
dadabe marina anie izany anontanio i sonwin rehefa tonga eo
96. pissoa ( 06/05/2005 13:32)
efa hoe niala mangingina ah kou mbola anontaniana ihany ...
aleo valiako hoe izaho tsy zah mahay manisa
97. dadabe ( 06/05/2005 13:37)
ary i pissoa ve misy ra? (valio klou e)
98. sasa ( 06/05/2005 14:07)
dadabe hafahafa izany fanontanian'elah izany an
99. dadabe ( 07/05/2005 08:22)
ouuuups!
100. pissoa ( 07/05/2005 09:22)
sasa, everin'i dadabe fa matoutou angamba zah ty e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0852