Vôniny
21. sasa
(
27/04/2005 04:33)
pissoa> efa mahay njy hita,fa ze elah ihany no misy vaoniny, efa fantatry ny fiaraha-monina elah izany vocabulaire izany fa ny njy sisa no mila ampidirana azy
mandrindra> za koa ary tsy misy vaoniny koa in no lalaoviko eo efa nipoahan'ny mine ny ahy
iartistika> avy aty raha lalaoviko azany ny vaonin'ny an'lah

22. dadabe
(
27/04/2005 04:47)
=))=))=)=))hifampilalao voniny ve le?
tanjemo fa ny "njy"kounkou anie misy voniny e :{ :{ tsy arak'elaisany angaha le hoe gnin be voniny =))=))=)) hahahah

23. sonwin
(
27/04/2005 09:14)
iartistika> io leity fa misy te hilalao ny vonin'ela io an..bonne occasio tonga de tairo!
>ary ahona ry frera zany gnin be voniny izany? gnin be raviny aloha no fantatro e, dia be molotra, dia lalim-paka :wink:

24. sasa
(
27/04/2005 11:19)
dadabe i bebe mbola manana vôniny fa ny azy lalaovina e moa raha tsy manana izy dia contraire ny anao lalaoviny
sonwin jaloux angaha enao mba mitadiava mpilalao e
iaritistika avia aty elah fa lalaoviko wa marina anie izany e
ho anareo rehetra izay tsy manana vôniny misy amidy eny analakely manantona ny mpivarotra mahazatra anao fa hahazo fahaha-po enao

25. sonwin
(
27/04/2005 11:25)
sasa> oay klé za njay ve de zalou :roll: euh diso be enao ...manaova tour kely eto amin'ny manodidina fa be loatra indray aza ny mpilalao azy :lol: ts arakao marina za klé
iartistika> ts asiko kozy firy aloha fa toa za njay no lazaina fa an...
bon lalao daholo e

27. pissoa
(
27/04/2005 14:51)
tsy miakatsa zany io fa manindry fotsiny ...
dadabe> tandremo ary sao tapaka hatramin'ny hazo rehefa milalao voniny ka tsy milalao intsony amin'ny heri-taona! Tsisy tangosan'ny kikizy :cry: :cry: :-D

31. mishou
(
27/04/2005 15:27)
za angamba mahay ny valiny, le asa aloha izany mila mampiasa vôniny e, ka mety hoe vehivavy izany ny patrô de madama rehefa vizana @ 11 de miditra le tsisy vôniny mba mampiala sasatra fa leo teo aloha nampiotrana dol dol
ka le valiny koa @ io tsy omen'ilay mpanao ankamantatra mihitsy sady le valisoa tsy hay rah amifandray @ le vôniny na tsi hi hi hi hi hi :°) :°) :°)

32. dadabe
(
27/04/2005 16:28)
ho an'i rehetra rehefa le "njy" de zao ny kofy rehefa kely voniny de be hazo fa rehefa kely hazo de be voniny
pissoa>kalm toaa fa efa za-draharaha aty e
sassa>i bebe mbola en place ny tsara ,tena mbola zoli zoli be

33. Veloo
(
27/04/2005 19:15)
Mishou a ie wa retsy za ko mba miandry ny valiny ry zareo lozany miteny voniny fona nefa tsisy manana na iray aza =)) =)) =))
34. pissoa
(
27/04/2005 20:14)
dadabe > mba manafatra iany aho ko! Hitan'dadabe le oe ela nitoratorahana ka mahavoa mason'angatsa :twisted:
de dadabe ary ve kely hazo? (mba tsy hitenenana hoe b vonnn)
:-D :-D
mishou & veloo > mety marina izany, fa mba fantarina tsara koa aloha fa sao samihafa le voniny resahina ka menatsa be :oops: raha miteniteny fona!

35. sasa
(
28/04/2005 05:08)
mishou, Veloo araho tsara aloha ny tantara kosa e efa novaliako kosa le izy tery ambony; ka le fanontaniana mantsy dia izao; fa manin no ilay rangahy io irery no miditra amin'ny 11h fa ny rehetra miditra amin'ny 8h;
hi hi hi rehefa afa-po ary nareo; izao ny valiny, satria ny mpiasa rehetra am 8h ka hatramin'ny 11h dia milalao vôniny daholo ka ity ranamana ity moa zany efa tsy misy lalaovina intsony dia miditra amin'ny 11h izy ka adiny 1 izy sisa no miasa. hi hi hi hi hi =)
Ny asa aloha izany dia milalao vôniny ka izay rehetra tsy manana vôniny toy io ranamana io dia miditra amin'ny 11h izy.

36. sasa
(
28/04/2005 05:14)
sownin hi hi hi ahoana izany Vôniny miakatra izany klé fa tsy ny hazo akory no tokony hiakatra ve; satria manko ny hazo maniry miakatra fa ny vôniny dia mitarozaka midina
i Dadabe indray moa izany araka ny maha-dadabe an'azy dia efa manana expérience betsaka; sady i bebe mbola ao am le milay tsara afaka milalao

37. pissoa
(
28/04/2005 07:50)
sasa> ny hazo zany sady miakatra no iakarana? :cry: :cry: tsy reraka be am'zany ve leity e!
38. sasa
(
28/04/2005 08:11)
pissoa
hay ve za tsy nahalala; ie mety reraka ihany ry zareo ireo fa tsy mitaraina kou

39. sonwin
(
28/04/2005 12:22)
refa hiakarana ny hazo ka mikiakiaka be loatra ny tompon'ny hazo dia lasa miakatra ny voniny
40. sasa
(
28/04/2005 12:48)
sonwin raha ny efa hitako aloha dia toa faly ery ny hazo rehefa iankarana, miakatra ny vôniny fa tsy mikiakiaka ny tompony, mety hazo malemy kosa angamba no hiakaran'ny sasany kou aiza no tsy hikiakiaka
sonwin tanjemo sao tapaka ny hazo fa ho betsaka ny maty antoka raha vôniny sisa tavela eo; sao lasa miditra am 11h eo elah