Vôniny

41. mishou ( 28/04/2005 21:11)
tssssss, resaka tssss hi hi hi hi
miani-kazo indray ve rangahy no niafarany koa
ary mamokatra ilay hazo sa aviavin'i betania
:{ :{ :{ :{ :-D :-D :-D :-D
42. Veloo ( 28/04/2005 21:16)
Aiza ndray ary ty hazo ty kle? sasa a za miandry ny valiny ka :x
43. sasa ( 29/04/2005 06:10)
hoy i sonwin

refa hiakarana ny hazo ka mikiakiaka be loatra ny tompon'ny hazo dia lasa miakatra ny voniny

anontanio an'i sonwin fa ny hazo tany aminy no efa nisy niakatra
veloo an njy tsy mamaky tsara an efa novaliako io ambony io anie le izy
mishou =))
44. dadabe ( 29/04/2005 06:35)
dray marina sady mihozingozindoha ty izy no lanaky ny hehy.hhmm
ny hazon'i dadabe velona mandrakariva,ary i bebe irery no miakatra eo aminy :wink:
45. pissoa ( 29/04/2005 07:08)
dadabe > mavitrika vao maraina anie nareo izany anio e!
de aona zany ny zafekely?
:wink:
46. sonwin ( 29/04/2005 14:06)
tsy mi-crac be ve leity refa miakatra bebe? :-D sa mbola misy boom ihany?
47. Veloo ( 29/04/2005 14:47)
Sasa a
Za ndray zany no tara kle, ka inn ary ity voniny ity ry reto a? :?: voniny inn io?
48. dadabe ( 29/04/2005 15:30)
milamina lety ny anay a,ny anay i bebe manao fianihana snoby :wink:
49. Mifenty ( 29/04/2005 16:21)


le hazo teo afovoan'ny zaridaina le resaka kay kle.

le vôniny ho an'izay tsy mahalala dia avy am teny grika hoe :

vôplôsy.

50. pissoa ( 29/04/2005 16:32)
mifenty, vocabulaire t@ T3 ve nama no ampiasainao nefa anie mba efa misy dadabe ihany eto e! Maninona raha manao resak'olon-debe :-D :-D
51. Veloo ( 29/04/2005 18:06)
pissoa a :lol: :lol:
mifenty a, asa afahafa anie zany asa izany raha izany no dikany e tssssssss
52. iartistika ( 29/04/2005 18:26)
resa-bôniny ty marina!
53. dadabe ( 30/04/2005 05:11)
rey razako oo
54. Mifenty ( 30/04/2005 09:30)
asa afaafa mitsy, kle
55. dadabe ( 30/04/2005 15:45)
so ihany bebeb fa mahay raha kle
mifenty>mishou ve lety be voniny? :wink:
fanotaniana napetrany tao ambadika io a
56. Mifenty ( 30/04/2005 16:02)


zay sy izy iany no miresaka anzany lesy a
57. dadabe ( 01/05/2005 08:59)
fa tianay ho fantatra kle ^^
58. Mifenty ( 01/05/2005 09:43)


nandalo aho de mba te hametraka sonia fotsiny




___
ny hery tsy mahaleo ny fanahy
59. iartistika ( 01/05/2005 12:29)
:-w
60. dadabe ( 01/05/2005 16:39)
leaza :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105