Vôniny
101. mishou
(
07/05/2005 23:36)
pissoa> hi hi hihi, iny indray no tsy hitako iny fivadihany iny
dadabe> fa atao inona marina rà, angaha moa dracula io misy tandroka apetrak'élà isaky ny mandalo io
de miahalava ve ny nifin'io rehefa avy eo. Soa ihany izahay mianakavy kely fa eny @ virtoaly no tontolonay f mitady hivadika bedada kle :wink: :wink: :wink:

102. dadabe
(
08/05/2005 09:40)
non sendra mahita soratra aho indray andro nanao hoe pissoara,de zay no nanotaniako hoe pissoa angaha misy ra,hay tena nisy donk pissoara zany njy :-D :-D
104. pissoa
(
08/05/2005 16:06)
dadabe, :evil: :evil: :evil:
ho avy amin'la ny tsy mety fa andraso kely alou.
Sady ny noteneniko azany rà fa tsy ra
:cry: :cry:
ho avy amin'la ny tsy mety fa andraso kely alou.
Sady ny noteneniko azany rà fa tsy ra
:cry: :cry:
105. sasa
(
09/05/2005 05:17)
dadabe izany ny an'lah tonga dia mangala avocat fa ho ratsy ity tantara ity kle
106. dadabe
(
09/05/2005 05:47)
pissoa>mifona aky a :cry: :cry: :cry: jereo ity fo mitoloko rahavako :cry: tene nanenina aho rahavako :-* aoka aky zay a,aza kozina @bebe a :-*
113. sasa
(
10/05/2005 04:57)
dadabe raha za elah tsy mody aloha fa tena ho mafy ny hanjo an'elah any an-trano any
mishou fa maninonjy io ?
mishou fa maninonjy io ?
115. sasa
(
10/05/2005 12:58)
dadabe efa ni-phone virtoaly an'any bebe fa tsy hanaiky mintsy izy raha tsy mitondra zavatra elah mody, le zavatra tsy nolazainy fa efa fantatr'elah hono
117. Mifenty
(
10/05/2005 19:58)
i bory tsy lota lesy zany ah. cousin dry Berta bory volo. lé tsy norarain'Emanuelle iny e.
sa tsy zay le izy radada kle.