Vôniny
125. Mifenty
(
11/05/2005 14:02)
mpandeha eny Ambohipo ry zareo reny refa hariva.
oay, hay tkou mou ka any le villa takariva kle.
126. sasa
(
11/05/2005 14:13)
hay zay vao fantatro le oul lazainareo kay
ny zanany là takan-drainy raha tsy diso ny fitadidiko
ny zanany là takan-drainy raha tsy diso ny fitadidiko
127. dadabe
(
11/05/2005 16:30)
REY RAZAKO OO!RY LANITRO OO! MASINA MARIA VIRIJINY OO,dray marina tena miteny ratsy ireto kilonga marina mafy amin'atambo
fa pounk kely klou e :wink: :°) :-P :-P
fa pounk kely klou e :wink: :°) :-P :-P
131. sonwin
(
13/05/2005 11:00)
oay leity e! sady mitifitra ve sasa no mihanika klé 8)
ho mendy ihany ialahy ry bedada raha izao :@
ho mendy ihany ialahy ry bedada raha izao :@
132. sasa
(
13/05/2005 11:04)
sonwin le fomban-drazana tsy hita izay naha-ratsy azo konkou mbola tsy hadino; nefa ny fitifirana sy ny fihanihana atao ihany
135. iriko
(
25/05/2005 15:25)
de mahita lazaina mihitsy leitsy ianareo kah,teana torana mihitsy aho ato 8O8O8O8O
136. dadabe
(
25/05/2005 16:52)
tsaboy ao lery ry zalahy fa torana a,io sasa ampiantranoy any amilah a:-D:-D
fa zah kosa klou tsy manaiky ho eo alohandra sasa kle ,vongo eo ny modiko kle
fa zah kosa klou tsy manaiky ho eo alohandra sasa kle ,vongo eo ny modiko kle
138. sasa
(
26/05/2005 04:51)
iriko tsy mahita lazaina fotsiny ireo fa mahita fameno mintsy.
dadabe f'angaha za rasoamavonjy lty kou hoe izao olona tsy manana trano rehetra izao dia asain'elah mankany amiko any, efa voalazan'elah hoe ho vongo ny modiny rehefa mankany izy tonga dia aza alefa any sao dia tsy mahay mandeha rampitso maraina, sady zay klou tsy mamela mahazo izay an

140. sasa
(
26/05/2005 10:15)
dadabe tsy ankifidy io lesy an, ny aza tratran'ny ihany hoy le fitenena izay