Izy mianaka
1. sasa
(
14/06/2005 05:45)
Niaraka nandeha machine izany i Vola sy ny reniny, isaky ny miditra amin\'ny tunel d orahan\'izay lehilahy izay foana i Vola., tezitra i Vola ka nitaraina tamin-dreniny.
V: Neny za isaky ny miditra tunel d orohan\'izay lehilahy tsy fantatro izay foana
R: mifamadika place izany aloha isika mianaka ka za indray no hipetraka ao am place-ndry ao
d natao ny fifamadihana place.
Ilay lehilahy mpanoroka an\'i Vola kou anefa d nitantara tamin\'ny namany teo akaikiny fa manoroka sipa manja be foana isaky ny miditra tunel, d nifamadika place kou satria mba te-hanoroka kou le namany.
Vao niditra tunel d nanoroka le namany d ilay reniny no norohany tao nony avy eo izy d niteny tamin\'ilay 1 mpanoroka an\'i Vola ka nanao hoe
\"KAY SIPA MAIMBO VAVA BE NY AN\'LAH\"
Fanontaniana
Fa inona ary no norohany tao?

novalian'i dadabe ny 25/06/2005 14:46
2. bingo
(
14/06/2005 05:50)
Katsy ny elikan'ilay ramatoa ve ry sasa no norohany tao a!Sa ny ina,afapo za.
3. dadabe
(
14/06/2005 07:06)
kiii hoe nanala akanjo ve le reniny de le ...... no norohany ve ????:roll:
7. dadabe
(
14/06/2005 15:07)
faniry toi vaovao amin'io zokilahinay io kou:{:{
fa zah sur fa deriika zany kle:{
fa zah sur fa deriika zany kle:{
9. dadabe
(
14/06/2005 16:25)
100% rafotsy a!! ao klou mifandamoro kely fa tsssssssss:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
15. sasa
(
15/06/2005 04:23)
dadabe tena hain'lah lety le izy an le derika mintsy no norohan'ny lery tao=))=))=))=))=D=D=D
16. yonikafopl
(
15/06/2005 06:30)
sasa dadabe misy zava miafina klee, toa dadabe rery mahay an le izy:roll::-w
18. sasa
(
15/06/2005 10:39)
yonika io indray njy tsy misy zava-miafina izany aminay sy dadabe fa samy lehilahy d samy mahay akia an
20. yonikafopl
(
15/06/2005 22:58)
rurik hahahahahaha nahay morsa njy kleeee, fa shuttttt aleo hilamina amzay iny
sasa\ hay veeeeeeeeeeeee, eny ary eee
sasa\ hay veeeeeeeeeeeee, eny ary eee