Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izy mianaka
24. yonikafopl
(
16/06/2005 09:35)
sasa hihihih mety ho maro ihany ny hifindrany ato zany kleeee, mety hameindra any amlah ny hiafaran'io an:-w:-w
25. haingo23
(
16/06/2005 10:36)
Tena mitovy amin'io fa zotrandalamby Ftsoa -manakara.
ilay sipa maimbo vava lasa hoe "DA MANTSINA ARô".
Misy koa ny zotra mankany ambatondrazaka "BESISIKA"
ilay sipa maimbo vava lasa hoe "DA MANTSINA ARô".
Misy koa ny zotra mankany ambatondrazaka "BESISIKA"
32. mishou
(
17/06/2005 22:26)
efa naheno ohatran'io aho fa maharikoriko be hoe, isaky ny miditra tunnel de mandray boatina nestlé lery de ny niafarany nosintomin'ilay ranaman teo akaiky ilay boaty na nestlé de vao nisy tunnel de notroahany faran'izay aina kay lery mandrehoka isaky ny miditra tunnel koa ilay ray tsy nahafantatra fa notrohany dol dol. Miala tsiny @ izay tena mora kiriko e:wink:
37. dadabe
(
25/06/2005 14:46)
kozy ve zama a:wink: ndao hoa tsika lahy hiombona fa efa lasan'ny tsunami le akor,de meo aza ny akihikelin'lah e! de pounk kely klou e:°)8-):-P:-o
