Bon anniv WATAFON

1. sasa ( 18/10/2007 04:05)
bon anniversaire i watafon d manolotra bisous farakzé ngoda ndrindra ho an'lah, d mirary an'lah ho salama lalandava,sy hahazo izay irina rehetra,d hombam-pahasoavana hatrany anie ny fiainan'lah manontolo.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:D

Aza adino le gateau refa tonga aty am tanana elah.:D:-*:-*:-*:-*
novalian'i karinah ny 07/11/2007 16:33
2. tywa68 ( 18/10/2007 04:54)
mirary soa mitafotafo ho anao e !
bon anniv watafon d omeo an'i sasa ny anjara gato-ko fa alaivo sary aloha alefa eto e :-D:-*:-*
3. lanto ( 18/10/2007 05:20)
Bon anniversaire zany watafon! Omeo an'i sasa koa ny anjarako ;-)
4. ari.malala ( 18/10/2007 05:23)
bn anif wata d mirary soa. Mba nistyle niantso ah teo d tonga d messagerie vocal ny tel:-( mirary soa e
5. ravatorano ( 18/10/2007 05:31)
bon anniversaire ra wata ah
mirary soa lalandava e
6. KIMBERLY ( 18/10/2007 05:36)
bon anniv watafon dia aza adino ny gato ko an :-*:-*
7. Tanora ( 18/10/2007 06:05)
faly miarahaba anao ry watafon noho izao anniv-nao zao,ny Tompo anie homba anao mandrakariva,dia ho tratry ny ela indrindra e!(l):-*(l):-*
8. sasa ( 18/10/2007 08:09)
lanto sy tywa68 ary tena ho voky gatô za izany refa tonga i wata klé, misaotra anareo 2 klou fa d hohaniko tokoa anie ilay izy.
ari.malal za nefa nandefa sms d nisy valiny le izy, lozy mivarotra bonbon vandro, sy aourt am boara ihany e:-D:-D:-D
9. booboo ( 18/10/2007 08:34)
Joyeux anniversaire Watafon ! mirary soa hatrany dia hombam-pahasalamana hatrany kounkou.

Dia ny anjara gatô-ko aza omena an'i Sasa fa tondé omeo anà mivantana, kony a ?

Sasa > hihihi tsssssssssss
10. mbaliana ( 18/10/2007 08:48)
tonton watafon hono e... bonne anniversaire e.. dia mahazoa fahasalamana sy izay iriana rehetraretra e...:-*:-*:-*:-* ny gato-ko koa omena an'i sasa mba ho sokatrikatry tsara izy e...:-D:-D:-D
11. pissoa ( 18/10/2007 08:55)
Happy bday wata ! Mirary soa hatrany ... :-*:-*:-*

dia raha gilasy ny desera de omeo za fa ny gateau koa omeo an'i sasa zany :oops::-D
12. tywa68 ( 18/10/2007 09:02)
ô ry sasa a : tandremo sao lasa sokatry be eo sao tsy zakan'ny ... :lol::-D
13. booboo ( 18/10/2007 09:16)
:-D
14. watafon ( 18/10/2007 09:36)
Humm ! misaotra anareo tsy manadino e ! andraso rasina naoty daholo ireo gateau omena an'i sasa fa tsss !:-*:-*:-*:-*:-*:-* :-D:-D:-D
15. fasaly ( 18/10/2007 09:50)
saika tara train njay zà an!
bonaniffff i wata de manao fety sambatra ary eh:-*
16. sasa ( 18/10/2007 10:15)
ny an'i fasaly :D hono aza homena an'ahy ny gateau-ny ry watafon fa tsy homeny an'ahy, d alafaso dhl koa ny an'i booboo :D fa tsy homeny an'ahy koa hono
pissoa ny anjy koa halefa dhl le glace d le gateau hohaniko, merci an!:-*:-*:-*
tywa68 aleo ho dongadonga ny sokatry amzay vao maika tiany =))=))
mbaliana merci akia :-*:-*:-*
tandremo ry watafon fa efe betsaka izany gateau tokony makaty amiko izany an!
17. tywa68 ( 18/10/2007 10:47)
sasa : raha mbola tafatsangana ampandriana aloha tsy olana e :lol::-D
18. diamondra27 ( 18/10/2007 12:35)
tena saika adinoko koa,
merci sasa nampantsiaro

Bon annif wata:-*:-*:-*:-*,
de manaova fety sambatra.
19. Angie ( 18/10/2007 12:39)
kiss be elah bon annif dia ef lasa any ny hafatra avy fo keliko :-*
20. glou ( 18/10/2007 13:24)
tsy koi na tara ary aho bonne anif ianao tonton dia refa tonga aty ianao dia aza adino izaho @ gateaux na dia tsy membre tsara @ ilay gateaux ary fa refa elah no manome de mihinanan aho ok eh ! tsatsa aantitsa:P
glou_
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.241