Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo
(
03/05/2005 12:55)
t@ mbola kely (faha-tsy tadidiko intsony)
Inona no asa tianareo natao t@ mbola kely ? ny anà archéologue ohatra an'Indiana Jones na mandéndé eny @ espace ohatra an'i Ulysse (ilay an'i Asimov)....
tohiny
novalian'i kinaoly ny 12/05/2005 15:03
xxx
(
03/05/2005 07:51)
mila fanampiana e
Mba mangataka ry zareo, aiza kay no misy ny fanakalozam-bola Euros en Mg na MG en Euros, na Dollar en MG, MG en dollar
Miala tsiny fa mbola vahiny be amin'io nefa ny tena mba te hividy zavatra any iv...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:22
aristar
(
03/05/2005 01:45)
:: Ny namana be isa
Misy bug kely eo @ [b]:: Ny namana be isa[/b] ré-initialiser isakin'ny minitra vitsivitsy...
tohiny
novalian'i Veloo ny 09/05/2005 16:32
majakely
(
02/05/2005 20:05)
farce -na sambôsy na nems!
Ahoana daholo ny anareo ry zareo, ary inona mba zavatra azo hatao farce-na sambos na nems mba hitanareo? fa ny ahy mantsy de poti-kena sy poirreaux ihany no mba haiko de io no asiko èpices bedabe kar...
tohiny
novalian'i booboo ny 19/07/2005 15:22
aristar
(
02/05/2005 17:09)
Tahiry biz'oroka volana may
Ô ry Hery â ! ray toa sy tonga ny tahiry biz'oroka roa t@ volana may...
tohiny
novalian'i Veloo ny 09/05/2005 16:33
hery
(
02/05/2005 17:09)
Manana toerana manokana ianao...
Aza gaga... manana toerana manokana lehibebe kokoa azonao anoratana lavalava kokoa ianao eto amin'ny namana. Wikianja no ampiasaina amin'izany. Hanandrana? Mandehana ao amin'ny Momba anao [url]http://...
tohiny
novalian'i ralos ny 06/08/2005 17:12
kitjo
(
02/05/2005 15:27)
Film Madagascar
Tokony ho any @ sarimihetsika ity. Kanefa azo resahina eritreritra mandalo sy fiaraha-monina rehefa mitatra ny resaka.
Ahoana ny fahitanareo azy?
Tsy haiko any amin' izay misy anareo fa raha aty...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2005 20:48
ari.malala
(
02/05/2005 08:57)
Sao dia rariny ilay fiakanjo!
Tsy haiko na eto ity hevitra ity no tokony handeha na any @ fivavahana sy finoana fa tany am-piangonana no nitranga ny tantara. Namonjy lamesa hariva aho omaly dia nisy zazavavy nanao pataloha taille ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 27/05/2005 12:43
hery
(
02/05/2005 07:41)
Serasera-phobie ao Trois-Rivières CA
Tsy ankamantatra (satria fantatr'izay maharaka rehetra)
Tato ho ato (efa nandritra ny 6 volana lasa oups) dia misy olona iray (oups... diso aho kah... tsy olona iray hono)... eny e, olona maromaro (m...
tohiny
novalian'i sasa ny 10/05/2005 06:00
ravatorano
(
02/05/2005 06:22)
vita soa aman-tsara ny fihaonana teny amin i jaya !
:D Masaka b ilay fihaonana teny amin i jaya teny ankazomanga atsimo ny sabotsy lasa teo.
Nangotraka tokoa ny fiahaonana satria nisy ny nanao cabaret nanpiarapeo tamin ny gitara ary tao koa ny nandi...
tohiny
novalian'i andmia ny 28/09/2005 09:56
pika
(
02/05/2005 05:27)
mahasosotra, mampalahelo, mampihomehy?
tsy hay intsony hoe vokatry ny fiainana sarotra ve sa ahoana fa raha namaky itony fivarotana(gargotte) itony ity mpangalatra dia tsy naka izy na sotro iray aza nefa dia misy h@ vilany tao fa ny sakafo...
tohiny
novalian'i pitchou ny 13/05/2005 20:50
dago23
(
01/05/2005 21:35)
akory,mba mitady asa é
akory daholo;mba manao annonce ato aho fa mitady asa;raha misy afaka manampy dia mba valio@mail;misaotra indd;veloma...
tohiny
novalian'i palince ny 08/09/2005 09:36
pitchou
(
01/05/2005 16:36)
voninkazo vaovao
mandroso dia mandroso haingana tokoa ny fikarohana momba ny voninkazo ka raha mandeha any ivelany ianao dia mahita karazany vao noforonina betsaka! misy lalana henjakenjana ihany anefa mifehy ny fampi...
tohiny
novalian'i kally ny 05/05/2005 09:53
pitchou
(
01/05/2005 15:26)
inona no mety kokoa?
betsaka ny tanora sahiran-tsaina rehefa mahavita ambaratongam-pianarana iray, indrindra raha misy manery eo @ fiainana: hanohy fianarana ve (hatrany @ master, na doc) sa hiasa aloha? samy misy mahats...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2005 15:46
kitjo
(
01/05/2005 13:27)
Afaka asiana Fihaonana manaraka hafa ve? Bira na Tana
Miarahaba antsika rehetra.
Tsy nahatratra ny fihaonana 30mai izany izahay fa mety afaka asiana manaraka ve?
18 mai - 04juin no sendra mba handalo any Dago sao dia misy manan-kevitra? Izahay koa ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 27/05/2005 12:38
hery
(
30/04/2005 10:39)
Fanangonana tenin-tanora
Ny argots matetika dia novaina fotsiny hoe Tenim-boto... kanefa azo atao koa hoe tenin-tanora.
Misy toerana fanangonana tenin-tanora malagasy ary amin'ny rohy eto ambany. Asa raha mety hahavita betsa...
tohiny
novalian'i welie ny 18/05/2005 19:02
cheboman
(
30/04/2005 10:33)
tel morabe
ho an'izay tsy mbola mahalala:
http://www.telerabais.com/tarifs.php...
tohiny
novalian'i mumu ny 05/10/2005 08:10
Omby
(
30/04/2005 04:28)
fa atao inona ny teny gasy?
17 tapitrisa eo ho eo isika no monina eto Madagasikara. 0,000? ny vahiny nefa maninona no Taxi, Ambulance, Epicerie, Route barée,sns no hita eny rehetra eny?. iza tsy miteny hoe agasio ny fampianaran...
tohiny
novalian'i welie ny 30/05/2005 19:09
hery
(
29/04/2005 23:22)
Vehivavy miisa 2030
Mijery salanisa kely indray aho dia mahita fa feno 2030 ny isan'ny vehivavy namana... mazava ho azy, ankoatr'ireo tsy mameno ny momba azy, sy ireo izay tsy milaza ny marina.
Na izany aza dia mbola vi...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2005 20:55
hery
(
29/04/2005 22:53)
Encyclopedie lehibe
Angamba anisan'ny takelaka misy loharano lehibe indrindra ny Encyclopedie izay ao amin'ny [url]http://wikimedia.org[/url] Ny teny malagasy dia azo foronina sy tohizana ao amin'ny [url]http://mg.wikime...
tohiny
novalian'i AndryGTI ny 27/09/2005 10:56
