tel morabe

1. cheboman ( 30/04/2005 10:33)
ho an'izay tsy mbola mahalala:

http://www.telerabais.com/tarifs.php
novalian'i mumu ny 05/10/2005 08:10
2. rakotokely ( 01/05/2005 16:37)
tena mora tokoa ve io sa ahoana e , manao ahoana ny facture avy eo
3. cheboman ( 01/05/2005 18:24)
raha francetelecom no ampiasaina dia afaka jerena ao @ site-ny espace client ny consommation-nao avy eo

0,014 € TTC / mn en heures creuses, 0,028 € TTC en heures pleines, + coût de mise en relation 0,078 € TTC (raha mobile lay atsoina any Dago io an!)


4. fijo ( 03/05/2005 22:02)
lafo ihany izany ko
5. mirabel ( 08/05/2005 16:23)
amiko aloha dia mbola tsy misy afa-tsy uvtel no mora indrindra satria raha communication nationale dia 20€ latsaka kely foana isam-bolana ankotr'io dia mora ihany koa ny communication vers les portables ary ny appels à l'étrangerho an'ireo izay tsy manana tél miaraka @ adsl ka mba tsidiho ihany sao mahasoa e
uvetel.com
6. ds ( 12/05/2005 11:27)
Jereo koa

Madagascar (fixe et mobile) Promo! 0811 65 07 07 tarif local*
7. ds ( 12/05/2005 11:32)
8. booboo ( 12/05/2005 11:40)
ouh là!!!!! tarif local ? promo marina.
Sôtra nizara ô
9. Ralay ( 12/05/2005 15:28)
Ary teto kay no tokony napetrako zany ilay izy ka dia iny indray ary e http://www.lesminutesdirect.com/Cob/lmd_fr/HomePage.asp?partner=lmd_fr_sub_fi050511
10. ds ( 12/05/2005 23:28)
Efa nandramako aby na
tele an-dRabe http://www.telerabais.com/tarifs.php
na minitra maro http://www.lesminutesdirect.com/
na minitra tsara http://www.bonnesminutes.com/tarifs.php
Samy manja daholo ireo fa alao hifaninana ka izay mora ihany revena e.
Ralay>Tsy misy atahorana ilay "*" fa fanazavana ny atao hoe "tarif local" fotsiny. Toy izao no aloako rehefa mampiasa Freebox miantso any Dago (0811 xxxxxx) :
0,091 € (isaky ny miantso)
+ 0,034 € / minitra (ora fiasana)
na
+ 0,018 € / minitra (7 ora hariva => 8 ora maraina).

ds
11. dadabe ( 14/05/2005 15:28)
fa io resaka io ve any dago no miseho sa ho anareo any frantsa e???????? :-w
12. fijo ( 17/05/2005 20:39)
very indray be dada le
13. Veloo ( 19/05/2005 17:47)
ayayayaya dadabe ka ahona ny any mbola lafo be angaha? te-hiresaka mafy any dago i radada ...
14. fijo ( 19/05/2005 22:35)
manina izy e.
ny an'ny sinoa izany ny etnany rehetra mora fa ny tel kosa midangana
15. zandrikely ( 24/05/2005 14:17)
toa aleo aloha miandry facture fa toa misy fandrika ilay phone morabe ireo , aleo ihany carte no vidina ka
16. booboo ( 21/07/2005 09:10)
zandrikely > ny anay tsisy surprise ny factures farany teo fa marina lé nolazainy @ prix local.


Mandeha ve ny bonnesminutes.com ho an'izany niantso tany tao ho ato. In-100 kely nanadrana zà fa tsy mahazo mitsy!!!
17. fijo ( 21/07/2005 21:28)
ny ahy ny factura niakatra be dia notapahako
18. zozefa ( 05/08/2005 10:54)
toa tsy mandeha ilay bonnes minutes raha ny fahitako azy e! de miandry azy aloha isika,
fa ity indray ao @ ilay minutes directes, tarif local0811.600.010
http://www.lesminutes.com/Cob/lmd_fr/Offer/MDM/Offer.asp?partner=lmd_fr&bhcp=1

fa izany hoe valable raha miantso fixe any madagascar sy 3 minutes ihany, tapitra ny 3 minutes de tapaka hoazy ilay izy fa izany hoe afaka mamerina miantso indray ianao, raha tsy te handoa lafolafo aloha de miraritra kely mamerina miantso isaky ny 3 minutes e!:D
19. ihanta ( 08/08/2005 15:35)
misaotra an'i zozefa :wink:fa raha @izao fotoana izao aloha dia io indray no tena mora sady mandeha a! fa dia mamerina miantso tokoa aloha rehefa tapaka ilay izy e:D
20. vahiny2004 ( 09/08/2005 08:33)
raha manana illimité local (free ohatra) dia ny an'i Africa Iradium mbola hitako mora : 6,5 euros pour 63 mn. Sady tsy mbola tratran'ilay tsy mahazo mihintsy aho . 7.5 euros no tarif eo @ ilay carte fa ireny tele-boutique/cabine ireny mivarotra azy moramora kokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3124