Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pika, milahatra araka ny daty
pika ( 06/12/2005 13:04)
cadeau de noël
tafaresaka izy mianaka indray hariva -hono hoa ry neny mba iza ny raiko niteraka ahy e? -i dadabe noely hoy ny reniny -gaga be lay zaza dia aiza ...... -ka indray 24 dec alina dia tonga teto izy n... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:28
pika ( 29/11/2005 06:57)
vokatry ny adimpiainana ve sa efa tena misy devoly
mirongatra izao ny asanjiolahy eto dango ary tsy vitan'ny mandroba fa dia mamono olona @ fomba feno habibina tanteraka( tapahina ny loha,avoaka ny tsinay,borina ny tanana, .....) ny tontakely sy ny m... tohiny
novalian'i Falzar ny 21/04/2006 13:13
pika ( 22/11/2005 07:53)
delestage lasa fimehezana sisa
na ny mpanankato:o na ny mpanao hatsikana:-D eny na ny ankizivavy kely mpanao tantara @ vato:P aza dia toa miresaka izany delestage izany daholo atao hira sy fampimehezana ka tokony mba ho menatra ih... tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/11/2005 07:13
pika ( 03/11/2005 07:51)
dia izay mitaky ve dia .......
mba nanaitra ny saina ihany ny naheno fa nesorina tsy ho mpiasampanjakana intsony ny filohan'ny komitin'ny mpiasampanjakana raha mba nitaky efa ho 2taona izao ny mba hanondrotana ny karama farany amba... tohiny
novalian'i Angie ny 07/11/2005 11:27
pika ( 25/10/2005 05:32)
tsy mbola fotoany izao hoy ny TIM
moa ve hampandroso an'ny dango ny tsy haneken'ny TIM fa mbola tsy ilaina ny famontsorankeloka t@ resaka politika teo, ny lalampifidianna izay notsikerainy fa tsy mety dia rehefa tonga teo @ fitondrany... tohiny
novalian'i gasmlay ny 29/10/2005 12:47
pika ( 19/10/2005 09:52)
banky iraisampirenena eto dango
araka ny valandresaka nataony omaly dia ahenany ny vola ampiasana ho fanapiana an'i madagascar noho ny asa hitany fa tsy vita ara-potoana sy ny zavatra hafa tsy vita ary eo koa angamba ny resaka JIRAM... tohiny
novalian'i jamal ny 01/11/2005 06:57
pika ( 19/10/2005 05:20)
tsy misy miala eo
nareo ve mahatsikarika hoe rehefa i herimiafina sy hesham no eo tonga dia dialogue vita azy irery ny sehatra, tsy misy manaiky ho gisitra mahafinaritra ny mijery azy a tsiky fotsiny tsy misy tezitr... tohiny
pika ( 10/10/2005 05:19)
inona no mety mahasambatra aminao ??
ao ny milaza fa ny vola, ny fitiavana, ny fianankaviana, ny harembe,ny fahasalamana,ny fitetezan-tany ..... mety any aminao fa tsy voalaza koa inona aminireo re no mety mahasambatra bebekokoa aminao... tohiny
pika ( 08/09/2005 04:40)
tsy mahasoa ny valifaty
maro isika rehefa mahatsiaro ho voafitaka no tsy mijery ny ho avintsika intsony hafa tsy ny hamaly faty foana sy ny hanenjika foana :x ny fiainanao anefa matetika dia toa tsy manjary koa ka matetika ... tohiny
novalian'i deghany ny 23/09/2005 13:57
pika ( 01/06/2005 05:22)
ny hava-tiana tsy iaraha-monina
mitombona ve io fitenenana io araka ny fijerinao azy nahoana ?... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:22
pika ( 24/05/2005 14:26)
Ny sary hono ....
misy milaza izany fa azo hitarafana toetoetr'olona iray ny sariny oh hoe raha vao mahita ny sarin'i ....dia toa olona kizitina be izany, na masika, .... mahita ve nareo... tohiny
novalian'i fijo ny 16/06/2005 21:03
pika ( 19/05/2005 04:37)
mariazy?
misy milaza fa vao maika mamono ny fitiavana hono ny fanaovana mariazy, ahoana ny hevitrareo ny amin'izany:?:... tohiny
novalian'i fijo ny 30/05/2005 22:43
pika ( 09/05/2005 07:15)
andeha hanohitra ny fanavakavahana
lohahevitra 1 dinihina ao @ fiangonana... @ ity volana mai ity io. dia mba tiako isarihina antsika hoe: mbola misy ve ny fanavakavahana? @ lafiny inona oh? azo atao tsara ve ny manafoana na miady amin... tohiny
novalian'i majakely ny 12/05/2005 12:38
pika ( 02/05/2005 05:27)
mahasosotra, mampalahelo, mampihomehy?
tsy hay intsony hoe vokatry ny fiainana sarotra ve sa ahoana fa raha namaky itony fivarotana(gargotte) itony ity mpangalatra dia tsy naka izy na sotro iray aza nefa dia misy h@ vilany tao fa ny sakafo... tohiny
novalian'i pitchou ny 13/05/2005 20:50
pika ( 12/04/2005 08:12)
inona no tsara mitia sa tiavina?
azo lazaina hoe vitsy hono ny mahita olona iray tinao nefa koa tia anao @ fo manontolo io a !matetika ny tinao tsy dia tena miraika aminao ary ny tsy tinao no toa tsapa fa tena tia anao.izany indrindr... tohiny
novalian'i IDEALY ny 21/05/2005 14:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311