cadeau de noël

1. pika ( 06/12/2005 13:04)
tafaresaka izy mianaka indray hariva
-hono hoa ry neny mba iza ny raiko niteraka ahy e?
-i dadabe noely hoy ny reniny
-gaga be lay zaza dia aiza ......
-ka indray 24 dec alina dia tonga teto izy nanatitra cadeau ho ahy e
-dia nahazo kilalao koa ve i neny t@ izany
-nahazo anao ka , dia tsy hita intsony izy hatramin'izao
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:28
2. diamondra27 ( 06/12/2005 13:09)
ka laozan'ny nedala manome cadeau an'olona rehetra zao ve ka aiza izy no hahita fotoana
3. tiam ( 06/12/2005 13:30)
ka laozan'ny nedala manome cadeau an'olona rehetra zao

:-D:-D
4. mamzelkely ( 06/12/2005 13:52)
de na am andro manaraka ary ve de ts nandalo tsony lery :-D:-D
5. velonantoandro ( 06/12/2005 13:54)
Tsy dadabe Noely indray izany fa i Dadabe manely.Bien kosa ilay asany koah!
6. sonwin ( 06/12/2005 17:04)
he he io ndray bedada fa tsainjo kle :-D
7. Veloo ( 06/12/2005 21:48)
tratra ledada hihihihihi
ntsoooooooo tena mamapalahelo ry mamzel e
8. ari.malala ( 07/12/2005 05:12)
:-D
9. sasa ( 07/12/2005 05:13)
mamzelkely ka mety manome cadeau any am reny hafa foana izy isan-taona d tsy hita tsony kou, sady toerana efa nandalovana tsy hiverenana intsony aki an:-D:}:}:}:}
10. mamzelkely ( 07/12/2005 09:07)
zay alo il ne faut revenir sur le lieu du crime ve ???:-D:-D:-D
11. dadabe ( 07/12/2005 11:02)
OUAJAYY LE inn njay ity size ity le

humm dadabe hono mandalo d mametraka :evil:

nefa zah aza efa hiditra mompera ko:(:@
12. ari.malala ( 07/12/2005 12:04)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. lapino ( 07/12/2005 12:18)
Noely kay no anaran'i dadabe ?! :-D:-D
14. mamzelkely ( 07/12/2005 13:02)
:-D:-D
15. pissoa ( 07/12/2005 16:03)
:-D:-D
16. Veloo ( 07/12/2005 19:14)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 08/12/2005 00:02)
Io izany no niavian'ilay blagy iray hoe:
Rehefa vita izay nataon'i dadabenoely de hoy izy: o ry madama! amin'izao taonanao izao ve ianao de mbola mino ngahibenoely foana klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. jennifer2 ( 08/12/2005 01:43)
f'angaha i herimiafina tsy mino dadabenoely? za nefa mino bebenoely!:-D:-D
19. Herimiafina ( 08/12/2005 01:48)
Inn ary no tinao amin'ny krismasy fa zaha anie no dadabenoely aminy e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. jennifer2 ( 08/12/2005 01:54)
raha enao no dadabenoely de, :?:, inona re? Ah! ny tiako, enao ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486