cadeau de noël

21. Herimiafina ( 08/12/2005 02:02)
Hay, kanefa izany i dadabenoely efa elabe no tsy hum hum de ngôma be de mba mangataka kely tambiny hum hum aminao de avy eo omena anao ze tinao, ka ahoana raikitsa sa tsia? hehehehe:-D:-D:-D:-D
22. jennifer2 ( 08/12/2005 02:17)
tongava aty de hita eo e!
23. Herimiafina ( 08/12/2005 02:22)
De refa vita le hum hum de manontany amin'izay ianao hoe aiza amin'izay ilay cadeau ry dadbenoely Herimiafina? de hoy zah hoe: amin'izao taonanao izao ve enao de mbola mino dadabenoely foana klé? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
24. jennifer2 ( 08/12/2005 02:30)
Anjay kosa e!
25. Herimiafina ( 08/12/2005 02:31)
Izay le blagy teneniko etsy ambony etsy kah, efa henonao ve io? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. dadabe ( 08/12/2005 02:43)
anjekaky oo :^)
mifandamoro imasombahoaka
rey razako oo :{:{ loza aminatambo ity marina
anjenestooonao ee :°)
27. jennifer2 ( 08/12/2005 03:38)
Herimiafina: mbola tsy henoko kah!
dadabe: de inona no zavatra hitan'ny masombahoaka?
28. pika ( 08/12/2005 04:31)
ary zanaky herimiafina izany ilay nanontany a :-D:-D
29. mimiso ( 08/12/2005 05:46)
:-D:-D:-D:-D
30. sasa ( 08/12/2005 07:44)
pika njiko kou d mahita mintsy:-D:-D:-D
31. pika ( 08/12/2005 10:26)
kou milaza tsy anontanina anie izy e
asa indray izao izay omeny cadeau @ ity taona ity :-D:-D
32. Veloo ( 09/12/2005 14:47)
dadabe:-D:-D:-D:-D
pika sy sasa:-D:-D:-D
33. Herimiafina ( 09/12/2005 14:53)
pika:

ary zanaky herimiafina izany ilay nanontany a :-D:-D

Ie, raha dadabenoely zah de zanako daholo ny ankizy eto antany de tsy maintsy lany vola ihany isantaona hividiana akilalao, hehehehe:-D:-D:-D:-D

34. Veloo ( 09/12/2005 15:36)
:roll::roll:
35. Herimiafina ( 09/12/2005 19:04)
Avoahay ny hevitra ry Veloo an, na dia hamadika sujet fotsiny aza klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. Veloo ( 10/12/2005 23:52)
:roll::roll:
37. Herimiafina ( 10/12/2005 23:58)
De mbola naveriny ihany re le zavatra ry lanitra malalako e! hehehehe:-D:-D:-D:-D
38. Veloo ( 11/12/2005 00:11)
:roll::roll:
39. dadabe ( 17/12/2005 05:20)
zao zah vao nandinika fa i veloo raha tsy mivanitika , dia mipitrapitra , raha tsy izany de manao sarindevoly
40. Veloo ( 18/12/2005 02:28)
:-D:-D:roll::roll::twisted::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.01