tsy mahasoa ny valifaty

1. pika ( 08/09/2005 04:40)
maro isika rehefa mahatsiaro ho voafitaka no tsy mijery ny ho avintsika intsony hafa tsy ny hamaly faty foana sy ny hanenjika foana :x
ny fiainanao anefa matetika dia toa tsy manjary koa ka matetika aza eo no raisina =((
maninona moa raha ny oul 1 no tsy tia mitotoa koba hatavy e
raha nahay niova loko izy mba mangala tsara lavitra noho izy
@ tapina ny vavany mety hanenina izy
:-*
novalian'i deghany ny 23/09/2005 13:57
2. Fanja1 ( 08/09/2005 06:18)
marina!!!!!!!!
3. Fanja1 ( 08/09/2005 06:25)
sady tsy hitako mihintsy inn no antony hanaovana valifaty... hitondra ho aiza ? ny fiainana aza efa sarotra... asakasak'izay te hanao izany.:P
4. ravakamalala ( 08/09/2005 07:43)
Ka ilay mamaly faty kosa anie manamaivana e! Nijaly be ianao dia tiano koa hoe hijaly iny olona iny.:twisted:
Fa marina aloha fa tsisy tsara ohatran ny mamela heloka dia manadino e! Io no tena manamaivana.
5. Hubert ( 08/09/2005 08:45)
Marina daholo ireo voalaza ireo, fa raha ny maha-olombelona anie sarotra ihany; indrindra raha azo atao tout de suite ilay valifatyjavascript:emoticon(':twisted:').
Dia tena marina ve fa raha navelanao heloka ilay olona iray nanao ratsy anao dia madio ny eritreritra manoloana azyjavascript:emoticon(':evil:')?
Izay ilay maha-olombelona. Sarotra izany, nefa ezahina angamba hoy ny tenako; sa ahoana hoy ny hevitrao namanajavascript:emoticon('8)')
6. xxx ( 08/09/2005 08:52)
marina!!!!!! sady rehefa mamaly faty koa anie dia eo ny eo ihany no Bold ohatran'ny hoe sooulagé fa vao maika anefa misy sentiment ratsy ao ampo hoe namaly faty, tsy manasitrana akory fa vao maika aza mampiseho am manodidina hoe ratsy saina :?
7. pika ( 08/09/2005 10:03)
na ianao aza no marina rehefa ianao no manaobagara dia tsy hanome rariny anao ny oul
ny tendrimpo anie tsy mba namana e
8. naritsimba ( 08/09/2005 10:32)
Aza mamaly ratsy ny ratsy fa valio @ soa ny ratsy dia tahaka ny manisy vainafo ao an-tampon-dohany ianao.
Tsiky dia ampy
9. jentilisa ( 08/09/2005 14:07)
Ny tena gravy indrindra fa eo amin'ny fitiavana dia olon-kafa hatrany no anamparana ny valifaty fa tsy ilay nanao azy. Na izany na tsy izany dia mapiditra anao ao anaty boribory vetaveta io fitiavan-kamaly faty io na dia ilay olona mihitsy aza no valiana.
10. booboo ( 08/09/2005 15:14)
ny anà nohombohiko mandrapaha-afaky ny hatezerako kah !
11. chipie1 ( 08/09/2005 15:16)
ndraindray mampatony fo le mamaly faty an!:wink:
12. Veloo ( 08/09/2005 17:19)
izay manao tsara tsy levenam-bola moa? aza mba manao valifaty zany ry reto a. Na ho ela na ho aingana mbola miverina amin'izay nanao ratsy ny nataony eee:wink:
13. fijo ( 08/09/2005 20:39)
tsy mitondra mankaiza mihintsy io valifaty io,fa hialao e
14. Veloo ( 08/09/2005 20:59)
15. majakely ( 09/09/2005 06:48)
Tena marina!!!
16. Chuan ( 09/09/2005 08:26)
Valifatim-pitiavana ! Humm ! Zah koa dia mitovy hevitra @ Jentilisa am`le hoe olon-kafa no mahazo loza am`le izy matetika , kanefa ny zava-misy koa na tsy manao valifaty aza enao de olon-kafa no mamaly azy am`le olona io na ho ela na ho haingana na koa ahitsin`ny fiainana ho azy eny ihany izy satria ny fiainana hono toy ny kodiaran-tsarety ozy ny olona .
Fa amiko aloha tsy ilaina ny valifaty satria ny fitiavana dia nahim-po ary tsy maintsy à double sens ka rehefa tsy mifanaraka de hajanona tsisy lolompo satria ny fanaovana valifaty dia midika fa hoe nahatsiaro ho voadona be ianao na koa hoe mahatsiaro fa tsy hahita tsaratsara noho iny intsony dia vao maika mi-zeste ilay ratsy ! Hihih !Midika ho fahalemena izany ny fanaovana valifaty raha tsorina ! Sanatriaviko anie izany ry Mpamonjy ! Ny azo ambara koa dia ny olona miketrika valifaty matetika dia ny olona tsy ampy fanetre-tena izay ilaina kanefa indraindray .
17. sweetia ( 09/09/2005 08:27)
ok chef!!:°)
18. pika ( 09/09/2005 09:49)
midika fahalemena sy faharesena ny fanaovana valifaty, marina izany ry chuan
19. booboo ( 09/09/2005 09:56)
refa mbola misy minimum fanajana dé tsy olana. Efa setraina tsotra zao ve dé mbola tsy hiontsona ihany nefa ny hasina maha-oul anao no gli lé ? oh-oh tsy aty la route !
20. Herimiafina ( 09/09/2005 16:45)
Arakaraka ny toe-javatra angamba no ahafahana mi-decider hoe tokony hanao vanzansy na tsia.

Misy olona namono (ni-viol, sns) ny havana akaiky dia sosotra ianao, inona no ataonao raha fantatrao fa hetraketraka tsotra izao izany fa tsy nisy provocation avy amin'ilay havanao?

Nitory ianao nefa mbola nahazo famotsorana i Rakoto dia miriorio etsy sy aroa sady manaratsy anao no mbola milaza hamerina ny ratsy nataony?

Tsy aleo ve omena sazy sahaza azy izy mba tsy hanaovany izany intsony, ohatra couper zizi?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3509