tsy mahasoa ny valifaty

22. Herimiafina
(
09/09/2005 16:58)
Fa raha nisy bandy akama indray izao ni sabote ohatra resaka bourse ao amin'ny oniversité dia izao no mety hataoko.
Tsy hamaly faty azy aho fa manjary mitovy aminy ihany. Je repeterai ola même erreur en me vengeant, pourquoi tomber aussi bas que lui, sa tsy izany ry zareo?
Tsy hamaly faty azy aho fa manjary mitovy aminy ihany. Je repeterai ola même erreur en me vengeant, pourquoi tomber aussi bas que lui, sa tsy izany ry zareo?

23. Herimiafina
(
09/09/2005 17:01)
(Tohiny) I Kotity zao namono olona dia nigadra dia navoakan'i Deba sady nataony kolonely be izao nony niverina teo amin,ny fitondrana i Deba.
Dia mbola namono olona foana ileiry, dia mbola toy izany hatrany satria tsy misy justice hoy izy.
Efa meloka ihany aho tsy aleo ve mamono foana, mitovy amin'ny mamono olona iray ny mamono olona zato arivo eo anatrehan'ny fitsarana. Mino marimarina ve nareo fa raha tafavoaka ileiry dia tena olo-masina favy be?
Rangito kely anie fa tonga dia reflexe humain, gachette facile, razana daholo ze borizano hitany.

24. pika
(
10/09/2005 04:38)
izay nanao ratsy anie ho tsaraina e
fa valifatimpitiavana no tsy ilaina fa tsy fara olona eto an-tany akory iny koa handeha hihadivana sy hanalana baraka ny tena
fa valifatimpitiavana no tsy ilaina fa tsy fara olona eto an-tany akory iny koa handeha hihadivana sy hanalana baraka ny tena

25. Herimiafina
(
10/09/2005 04:42)
Ka misy koa olona raha tsy voa mafy tsy mety miova mihintsy kou. Mahita tsirony loatra amin'ny ratsy atao dia raha tsy midona amin'ny poteau tsy tonga saina.
Ka rehefa tsy mety hidona amin'ny poteau ve izy tsy aleo isika no mano poteau.
Ka rehefa tsy mety hidona amin'ny poteau ve izy tsy aleo isika no mano poteau.

26. lilbon
(
10/09/2005 06:35)
kay !
mahasoa ny valifaty kle ! hihihi
anjamo ange raha tsy hitanareo maivamaivana mintss nareo e!
"la vengeance est un plat qui se mange froid"
MIAM
hihihi
marary fo eo manko raha vao miharitra ny ataon'ny olona eo ! hahahah

27. zandrikely
(
11/09/2005 08:02)
tena tsy misy ilana azy zany mamaly faty zany e , fa ny tena loaza indrindra @ io fitiavana io ra vao mamaly faty enao dia enao indray no hanenina sy enjehin'ny heritraritra , ra ny fianana andavan'andro ko dia mitovy ihany , marina fa mandrearaka ny mieritreritra azy fa ny atao dia avela any zay olona nanafintohana anao dia tsy mieritreritra azy intsony dia vita e

28. pika
(
13/09/2005 04:43)
aleo henjehin'ny omby masika toy izay hejehin'ny eritreritra
ianao tezitra iny anie mety hanaonao foana ka mety hahafaty oul tsy fidiny e
aza miady ny efa tsy tia e soloy milay
ianao tezitra iny anie mety hanaonao foana ka mety hahafaty oul tsy fidiny e
aza miady ny efa tsy tia e soloy milay

29. xxx
(
13/09/2005 16:47)
ra namotika anao tanteraka ve izy dia ahoana omeo azy indray izany ny takolakao hakavi satria hoe aza mamaly ny ratsy mblola tsy eo @ tsika ny tena pira fa na ianoa io aza te hilevombelona

30. lilbon
(
14/09/2005 04:53)
mbay tany wa!
misy marina ny tenin'i pika e!
kanefa izao le izy:
za tsy tia manao ratsy oul.fa raha aty mitonantonana manao ratsy de tonga ny ana de eo no eo ny replique .
de mafi2 foana no avaliko zany we za zany te hanana ny dernier mot fa raha tsy zany de tsy azoko ny aiko.
asa nareo raha nahatsapa izany !
za kou alou de tsy mahataty resy e!
fa za hiraharaha.hihihihi

31. pika
(
14/09/2005 10:54)
izay mangina volamena
tsy resy akory ny vero taingenapody fa mandefitra ary mahataty na ny rivomahaery aza
tsy midika faharesena ny fahanginana fa fandresena
aza aseho hoe tena potika be t@ ianao fa vao maika rangitin'ny sasany hihihi

32. lilbon
(
15/09/2005 04:09)
kay ! aza aseho eo ny an'i pika kou!
potika ahoana mintss !potehiko hoatry ny sira voahitsaky ny poclain hihihi!
hihihihi
potika ahoana mintss !potehiko hoatry ny sira voahitsaky ny poclain hihihi!
hihihihi

33. sasa
(
15/09/2005 05:08)
lilbon avia za poteho fa isika sy elah efa miady foana kou, hi hi hi sady e hoe poclain mintsy hono, fa izao aloha e ela be za tsy nanongo sofina:-D:-D

34. lilbon
(
16/09/2005 04:16)
sasa andao isika sy njy hifanapotika e!
gawainss kely fotsiny de SMSM .
tsy maninn anie fa mba gratos foutsn amy maha mpinamana e !hihihihi
gawainss kely fotsiny de SMSM .
tsy maninn anie fa mba gratos foutsn amy maha mpinamana e !hihihihi

36. sasa
(
19/09/2005 06:12)
ountsssssssssssss mbay tany ralilbon an, any am le sipa milay be iny elah mandeha, hi hi hi hi hi otran'ny hitako ery ny taolan'iny sipa kely iny tapaka klé hi hihi hi :-D

37. deghany
(
19/09/2005 13:45)
misy resaka anki-fanapotika zany ato!!!
ialàko fa sao hangery aty!!!! hehehehe
ialàko fa sao hangery aty!!!! hehehehe

38. Liltax
(
23/09/2005 04:27)
de iza no potika zany !! Fa zao ry pika ah! "Zay tian-ny ankizy miantsena io na hamaly faty izy na handefitra " nefa kosa misy fotoana ilaina mamaly faty ary misy tsy ilaina akory ....
Fa raha sasa sy lilbon ndray avelao zay ray potika eo ry zareo kou
Fa raha sasa sy lilbon ndray avelao zay ray potika eo ry zareo kou

39. sasa
(
23/09/2005 12:40)
izao no izy raliltax an, sanatria izay hanaiky ho potika aloha fa i lilbon no ho potika eo izany kou, sady lery efa potika amin'iny sipa kely manja kely manao solomaso kala 1 sy klou iny kou hi hihihi hi