delestage lasa fimehezana sisa

1. pika ( 22/11/2005 07:53)
na ny mpanankato:o na ny mpanao hatsikana:-D eny na ny ankizivavy kely mpanao tantara @ vato:P aza dia toa miresaka izany delestage izany daholo atao hira sy fampimehezana
ka tokony mba ho menatra ihany rafanjakana fa efa atao fanalana :-D:-D
ny filoha ra8 moa dia mbola manome toky toy ny mahazatra t@ herin'andro fa omena 2herin'andro hono izy dia voavaha io raharaha io ny misy anefa dia toa .... sa ilay hoe minoa fotsiny ihany :-D
novalian'i jentilisa ny 28/11/2005 07:13
2. jentilisa ( 22/11/2005 10:06)
Ilay izy kosa aloha amin'ity herinandro ity dia azo atokisana hoe tsy hisy ny delestazy fa misy ny vahiny e! ny amin'ny herinandro no asa...
Omaly izao tsy tapaka na tsy nisy delestazy angaha ny marina kokoa fa fahatapahana vokatry ny Tselatra no nisy...
3. pika ( 22/11/2005 13:57)
fahatapahana vokatry ny Tselatra no nisy...

dia tsy miverina raha tsy misasaka ny alina na maraina mihitsy
satriko aza maratra no misy ialana :lol:
4. pika ( 23/11/2005 05:33)
Ilay izy kosa aloha amin'ity herinandro ity dia azo atokisana hoe tsy hisy ny delestazy fa misy ny vahiny e! ny amin'ny herinandro no asa...

fiantsiarambelatsihy izany no betsaka:lol:
5. Herimiafina ( 23/11/2005 05:40)
Any aminay any Ambohitrombalahy Ambohitsobe tsy mba misy jiro zany hoa e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
6. xxx ( 23/11/2005 05:52)
Mety tezitra be nareo raha anontaniako hoe inona kay zany delestage? Fihinana v izany? Any aminay mantsy tsy mba misy an'izany fa tsy teneniko aloha hoe aiza ilay quartier fa sao nareo mibata entana de mifindra any aminay fa any aminay an.. tsy mba misy delestanze de tsa haiko ny dikany... aouh..... :^):D8O:x
7. Herimiafina ( 23/11/2005 05:55)
Delestazy zany ry xxx, ora iray na maromaro fanamboarana zazakely forcée raha tsy hainao an, any aminareo any zao efa somary soara daholo ny pokona an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
8. jentilisa ( 23/11/2005 08:00)
Ny eny faravohitra sy tsimbazaza aloha tsy misy delestazy e!
Ary i pika angamba any antanimena no miasa sa mipetraka? toa ny any manko no fantatro hoe nisy fahatapahana naharitra toy izany, fa ny nahavariana dia tapa-bolana izay no tapitra ny delestazy ao ankazomanga akaiky ny misy an'i pika raha eny ny valinteniny!
hitan'i pika! izany no nanoratako teto foana na dia mety ho nihomehezan'ny hafa foana aza. Tolona ny ahy, rehefa mitolona tsy maintsy mitozo na dia mihoatra izay sainin'ny lojikam-pisainana aza.
Vokany: nisy fisavana tany 67ha nefa dia tapitra aloha ny delestazy amin'izao fotoana izao any, ny amin'ny herinandro no tsy hay fa rehefa miverina dia avy hatrany aho.
Eto aho manampy anao satria tahaka ny tsapako hoe fantatrao fa tolona virtoaly no nataoko.
Milaza aminao aho hitozo hatrany fa mety hisy ihany ny vokany e! manohana ny tolona aho. Hoanareo izay mbola tratran'ny delestazy ny faritra misy anareo ataovy eto ny tolona virtoaly fa misy mamaky anie ny fitondrana eto amin'ity dinika ity e!
9. estine ( 23/11/2005 08:02)
ary mpanararaotra anromaizina koa any hoany an
eny e tian'ny mpifankatia tokoa aloha ny andromaizina ny toerana mangina sy maizimaizina
tandremo ary be ny asan'ny maizina !nefa ny olona matetika tsy tia sy matahotra andro maizina
10. jentilisa ( 23/11/2005 08:26)
ny tsapatsapa ve moa tsy hisy rehefa tapaka ny jiro e!:°)
11. pika ( 23/11/2005 09:59)
tolona virtoaly
ny hevitra indraindray no miady sy tsy mitovy fa isika tsy misy tezitra e :lol:
fa raha mbola mahatsiaro hoe misy rà malagasy mikoriana dia tsy maitsy miteny izay heverina hanatsarana sy hampandroso koa
12. ravakamalala ( 23/11/2005 14:23)
marina akia zany pika a!

amin'ity herinandro ity dia azo atokisana hoe tsy hisy ny delestazy fa misy ny vahiny e!


io dia anisan ny talentan dRa8 mitsy, tapimaso no bdb, endrika ivelany foana no mahafaty fa izay any amin ny lava tranon ny tsirairay any tsy problemany mihitsy.::(
13. Herimiafina ( 24/11/2005 16:47)
Hay ve le izy tolona e, iny njay no tsy hitako klé, zafady dodlidoly tampoka zany amlé hanihany klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. LazaRandri ( 25/11/2005 01:33)
Herimiafina:
Delestazy zany ry xxx, ora iray na maromaro fanamboarana zazakely forcée raha tsy hainao an, any aminareo any zao efa somary soara daholo ny pokona an, hehehehe

Herimiafina:
Hay ve le izy tolona e, iny njay no tsy hitako klé, zafady dodlidoly tampoka zany amlé hanihany klé, hehehehe


hahaha!
15. jentilisa ( 25/11/2005 11:09)
fa tapatapaka iray miniotra manimba matôsy indray ny jiro amin'izao fotoana izao. Gafy ve?
16. pika ( 28/11/2005 05:09)
rehefa ny zavatra toy izao izay no efa lasa atao fimehezana dia mba menatra ry fanjakana fa efa maneso izay
fahatsiarovana t@ fitondrandra8 ny delestage :-D:-D ny sisa no tsy atao intsony fa fay e
17. jentilisa ( 28/11/2005 07:13)
tena tsy ho avotra na sarotra avotana mihitsy hoe ny jirama fa famelomana jiro ka mba atao sisa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2012