banky iraisampirenena eto dango
1. pika
(
19/10/2005 09:52)
araka ny valandresaka nataony omaly dia ahenany ny vola ampiasana ho fanapiana an'i madagascar noho ny asa hitany fa tsy vita ara-potoana sy ny zavatra hafa tsy vita ary eo koa angamba ny resaka JIRAMA
i ra8 etsy an-daniny milaza fa tsy baikon'izay vazaha
koa mba hanao ahoana ihany re ny ho avin'ity tany malalantsika ity e:?:

novalian'i jamal ny 01/11/2005 06:57
3. Herimiafina
(
19/10/2005 22:20)
Favy kou Ravalo zany an. Aleoko mi sacr kely tsy mikaly herintaona toy izay baikoan'ireny vazaha ireny. Favy kah.
Afaka tsy d'accord nareo fa zah mahita hoe favy.

4. jajaf401
(
20/10/2005 03:57)
Na hahena io na hampiana ny priorisation face au besoin aloha no tokony matotra be fa ny vahoaka angeh misy zv tena andrasany eh!
De ahena koa ny programme fa izay ilaina maimaika ihany no atao klé! :-D:-D:-D

5. pika
(
20/10/2005 05:42)
iza no tsy niteny izany an'izany raha mbola tsy teo fa rehefa teo dia izay tetikasa ahazahoany tombontsoa no tanterahina aloha
6. Herimiafina
(
22/10/2005 03:34)
Refa tsy eken'ny saina ny programma politika asiana tanterahan'ny tena dia lasa kivy ny tena, lasa tsisy pleziny tsony zany hoe manasoa tanindrazana izany, de nefa le vola atobaka be de aleo haodina kely, detourner-na fa vola adala tompo, izay no fototry ny corruption.
Ohatra: misy olona manana olana amin'ny tranony, mitriatra ny rindrina, de nangataka fanampiana amina pamatsy vola izy, banky ohatra.
De ozy ny banky hoe, "non, tsy misy jiro ato aminareo de omeko vola ihany enao fa jiro ampidirina aloha".
Le jiro nefa tsy prioritaire aminao fa le rindrina no tokony hamboarina. de nefa enao omena volabe hampidirana le jiro nefa tsy manana fitaovana mahafampo. de ouzy amin'izay enao hoe aleo ary hohanina ny sasany amin'ity vola ity fa ny ambiny no entina manao ny sitrampon'ireo mpamatsy vola.

7. pika
(
24/10/2005 07:25)
koa raha mbola tany an-dalampandrosoana oh ny gasy ary efa miha tany mahantra tanteraka aloha dia tsy afa misaraka amindry zareo e
tsy vitan'ny ambipo fotsiny ny hitondrana ny firenena ary tadidio fa i ra8 anie misolotena ny mlg rehetra fa tsy hoe raharaha tokantranony irery ilay izy
izy sy ny akolitany efa tsy mahita ny fahantrana oh hoe oh ny karaman'ny ..... iray volana izany ve ahita fijaliana
koa tsy raharahany izay ho fiatraikan'izany

8. pika
(
24/10/2005 07:26)
ary moa marina ve mba tena nijery ilay trano nitriatra sy ny prioritaire ny fanjakana e????????
raha tsy izany ve voasolo vetivety ny helico :-D

10. pika
(
25/10/2005 05:22)
rehefa mahavita tena @ lafiny rehetra isika dia ekena izany
tsy ny olobitsy anie no antsoina hoe mlg e
mety tsy ho toa an'i herimiafina daholo ny fahefamividin'ny gasy

11. Herimiafina
(
27/10/2005 17:29)
Mety tsy fahaizana mihafy loatra koa no tena marina e.
Tsy mety afa-po amin'ilay renault5 kely de ny BMW ny olona no tsiriritina.
Fa nahoana anefa raha samy nomena ny possibilité rehetra mitovy ihany, no misy ny manana BM nefa misy ny nijanona tamin'ny R5 keliny?
Safidy io.

12. jamal
(
01/11/2005 06:57)
TADIDIO FA M/KARA DIA TSY FIRENENA FA ZONE D'INTERETS ECONOMIQUES HO AN'NY SASANY (FRANTSAY SURTOUT)
Ny bky mondilay sy fmi dia système de colonisation du 3ème millénaire tompoko isany.Ka raha vao tafiditra ao dia veloma tanteraka ry fahalalahana.Dago anie dia natao ho ho pays de consommation forçée fotsiny e.Izay hoe miaina ao @ modilaisation tsika fa de l'autre côté:ay @ ireo mpanjifa fotsiny ihany fa tsy mpamokatra.Iza moa no tsy mahalala ireo manampahaizana fa ny famokarana,ny indostria ary ny fanondranana anie no tsy ampy eto dia miaina ny sandam-bola gasy e.Fa dia aleo any @ secteur fantatra fa tsy hampandroso firenena mihitsy no alefa ny vola ary ny LOZA dia rehefa manao mokon-doha ra8 dia ahenany hono ny sôsy .
Ny contre-partie ndreny vola ireny ange ka bdb e.oh :ome anay jirama (frantsy io),ome nay air mad(allema),omeo anay petrol (zamerl io)...